Al-Anfal · 37/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
لِيَمِيزَ اللَّهُ الْخَبِيثَ مِنَ الطَّيِّبِ وَيَجْعَلَ الْخَبِيثَ بَعْضَهُ عَلَىٰ بَعْضٍ فَيَرْكُمَهُ جَمِيعًا فَيَجْعَلَهُ فِي جَهَنَّمَ ۚ أُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ ۝٣٧
Liyameezal laahul khabeesa minat taiyibi wa yaj`alal khabeesa ba`dahoo `ala ba`din fayarkumahoo jamee`an fayaj`alahoo fee Jahannnam; ulaaa`ika humul khaasiroon
📖 Dikany Malagasy
Mba hanavahan’I Allah ny tsara amin’ny ratsy ary hanaovan’ireo ratsy hifanengitengina ka hitambatra izy rehetra ary ataony any amin’ny afobe izy ireny no matiantoka tokoa.
🎧 Henoy

📜 Andininy 35-39 — Al-Anfal

35وَمَا كَانَ صَلَاتُهُمْ عِندَ الْبَيْتِ إِلَّا مُكَاءً وَتَصْدِيَةً ۚ فَذُوقُوا الْعَذَابَ بِمَا كُنتُمْ تَكْفُرُونَ
Ary tsy inona ny salat (vavaka izy ireo) teo amin’ny trano masina hafa tsy sioka sy tefa-tanana "andramonareo ary ny sazy noho ny tsy finoanareo"
36إِنَّ الَّذِينَ كَفَرُوا يُنفِقُونَ أَمْوَالَهُمْ لِيَصُدُّوا عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ فَسَيُنفِقُونَهَا ثُمَّ تَكُونُ عَلَيْهِمْ حَسْرَةً ثُمَّ يُغْلَبُونَ ۗ وَالَّذِينَ كَفَرُوا إِلَىٰ جَهَنَّمَ يُحْشَرُونَ
Ireo olona izay tsy nino, dia mandany ny fananan’izy ireo hanakanana ny olona amin’ny làlan’Allah. Ka mitohy hatrany ny fandaniana ataon’izy ireo mandrapahatongan’ny nenina, nefa ho resy ihany izy ireo. Indrisy! Fa ireo izay tsy mino dia any amin’ny afobe no hanangonana azy rehetra.
37لِيَمِيزَ اللَّهُ الْخَبِيثَ مِنَ الطَّيِّبِ وَيَجْعَلَ الْخَبِيثَ بَعْضَهُ عَلَىٰ بَعْضٍ فَيَرْكُمَهُ جَمِيعًا فَيَجْعَلَهُ فِي جَهَنَّمَ ۚ أُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ
Mba hanavahan’I Allah ny tsara amin’ny ratsy ary hanaovan’ireo ratsy hifanengitengina ka hitambatra izy rehetra ary ataony any amin’ny afobe izy ireny no matiantoka tokoa.
38قُل لِّلَّذِينَ كَفَرُوا إِن يَنتَهُوا يُغْفَرْ لَهُم مَّا قَدْ سَلَفَ وَإِن يَعُودُوا فَقَدْ مَضَتْ سُنَّتُ الْأَوَّلِينَ
Teneno amin’ireo izay tsy mino hoe: raha mitsahatra izy ireo dia havela izay rehetra efa vitan’izy ireo teo aloha fa raha mamerina indray izy ireo dia (ho sazina izy ireo ) mitovy amin’izay efa nandalo tamin’ireo talohany.
39وَقَاتِلُوهُمْ حَتَّىٰ لَا تَكُونَ فِتْنَةٌ وَيَكُونَ الدِّينُ كُلُّهُ لِلَّهِ ۚ فَإِنِ انتَهَوْا فَإِنَّ اللَّهَ بِمَا يَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Mitsangana ianareo hanohitra azy ireo, mba ho foana ny fanakorontanana fa ho an’I Allah ny finoana manontolo. Raha mitsahatra anefa izy ireo (amin’ny fanakorontanana dia voavela ny helony) ary hamafisina, fa hitan’I Allah tsara izay rehetra ataon’izy ireo.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
37Andininy

Fandikana — Al-Anfal 37

Surah Al-Anfal Andininy 37 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mba hanavahan’I Allah ny tsara amin’ny ratsy ary hanaovan’ireo ratsy…

Surah Andininy 37/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 35–39. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers