Al-Anfal · 49/75
Fandikana Fanononana — Al-Anfal
إِذْ يَقُولُ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ غَرَّ هَٰؤُلَاءِ دِينُهُمْ ۗ وَمَن يَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ فَإِنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ ۝٤٩
Iz yaqoolul munaafiqoona wallazeena fee quloobihim maradun gharra haaa`ulaaa`i deenuhum; wa mai yatawakkal `alal laahi fa innal laaha `azee zun Hakeem
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa miteny ireo mpihatsaravelatsihy sy ireo manana aretina ao am-pony manao hoe : “ Ireny olona ireny dia ny finoany no namitaka azy”. Ary izay miantehitra amin’i Allah dia Allah no Mahery sy be Fahendrena.
🎧 Henoy

📜 Andininy 47-51 — Al-Anfal

47وَلَا تَكُونُوا كَالَّذِينَ خَرَجُوا مِن دِيَارِهِم بَطَرًا وَرِئَاءَ النَّاسِ وَيَصُدُّونَ عَن سَبِيلِ اللَّهِ ۚ وَاللَّهُ بِمَا يَعْمَلُونَ مُحِيطٌ
Ary aza manao tahak’ireo izay nivoaka amin’ny fonenany am-pireharehana sy am-pisehosehoana amin’olona, sady nisakana ny làlan’i Allah. Allah dia Mahafehy izay rehetra ataon’izy ireo.
48وَإِذْ زَيَّنَ لَهُمُ الشَّيْطَانُ أَعْمَالَهُمْ وَقَالَ لَا غَالِبَ لَكُمُ الْيَوْمَ مِنَ النَّاسِ وَإِنِّي جَارٌ لَّكُمْ ۖ فَلَمَّا تَرَاءَتِ الْفِئَتَانِ نَكَصَ عَلَىٰ عَقِبَيْهِ وَقَالَ إِنِّي بَرِيءٌ مِّنكُمْ إِنِّي أَرَىٰ مَا لَا تَرَوْنَ إِنِّي أَخَافُ اللَّهَ ۚ وَاللَّهُ شَدِيدُ الْعِقَابِ
Ary rehefa nohatsaran’i Satana teo anatrehan’izy ireo ny asan’izy ireo dia niteny izy nanao hoe : " Tsy misy na dia iray amin’ireo olombelona no afaka handresy Anareo anio, ary Izaho dia tena hanohana Anareo ”, nefa raha vao nifampitazana fotsiny ny andaniny sy ny ankilany tamin’ireo andian-tafika roa, indro izy (satana) nanodina ny vodi-tongony roa sady niteny hoe : “ Eny, hisaraka aminareo aho. Eny tena mahita izay tsy hitanareo aho; marina tokoa fa matahotra an’i Allah Aho, ary i Allah dia tena henjana amin’ny fanasaziana “.
49إِذْ يَقُولُ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ غَرَّ هَٰؤُلَاءِ دِينُهُمْ ۗ وَمَن يَتَوَكَّلْ عَلَى اللَّهِ فَإِنَّ اللَّهَ عَزِيزٌ حَكِيمٌ
Ary rehefa miteny ireo mpihatsaravelatsihy sy ireo manana aretina ao am-pony manao hoe : “ Ireny olona ireny dia ny finoany no namitaka azy”. Ary izay miantehitra amin’i Allah dia Allah no Mahery sy be Fahendrena.
50وَلَوْ تَرَىٰ إِذْ يَتَوَفَّى الَّذِينَ كَفَرُوا ۙ الْمَلَائِكَةُ يَضْرِبُونَ وُجُوهَهُمْ وَأَدْبَارَهُمْ وَذُوقُوا عَذَابَ الْحَرِيقِ
Raha mba hitanao manko, ny fomba ataon’ireo anjely rehefa maka ny fofon’ain’ireo izay tsy mpino ! Dia mikapoka any amin’ny tarehy sy ny lamosin’izy ireo sady miteny hoe : “ Handramano ny sazin’ny Afobe ”.
51ذَٰلِكَ بِمَا قَدَّمَتْ أَيْدِيكُمْ وَأَنَّ اللَّهَ لَيْسَ بِظَلَّامٍ لِّلْعَبِيدِ
Izany dia vokatry ny nataon’ny tànanareo. Ary tena marina fa i Allah dia tsy mba manao ny tsy rariny amin’ireo mpanompo.
Al-AnfalFizahan-takila Koraña
75Andininy
MedinanRevelation
49Andininy

Fandikana — Al-Anfal 49

Surah Al-Anfal Andininy 49 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa miteny ireo mpihatsaravelatsihy sy ireo manana aretina ao…

Surah Andininy 49/75 — Al-Anfal الأنفال (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Anfal Henoy, Al-Anfal Fandikana, Al-Anfal mp3, Al-Anfal pdf. Andininy 47–51. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers