Al-Inshiqaq · 8/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
فَسَوْفَ يُحَاسَبُ حِسَابًا يَسِيرًا ۝٨
Fasawfa yuhaasabu hi saabai yaseeraa
📖 Dikany Malagasy
dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Inshiqaq

6يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.
7فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ
Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany.
8فَسَوْفَ يُحَاسَبُ حِسَابًا يَسِيرًا
dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,
9وَيَنقَلِبُ إِلَىٰ أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,
10وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ وَرَاءَ ظَهْرِهِ
fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 8

Surah Al-Inshiqaq Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,

Surah Andininy 8/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers