Surah Al-Inshiqaq amin'ny teny Arabo sy Malagasy
Vakio ny Surah Al-Inshiqaq miaraka amin'ny fandikana malagasy feno, fanononana ary feo fitononana. Dikan-teny isaky ny andininy. (25 Andininy — مكية). Al-Inshiqaq Henoy, Al-Inshiqaq Fandikana, Al-Inshiqaq mp3, Al-Inshiqaq pdf.Vakio sy Henoy ny Surah Al-Inshiqaq
🎧 Andininy
M
Mishary Rashid Alafasy
✓
Mishary Rashid Alafasy
✓
M
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
Mahmoud Khalil Al-Husary
✓
A
Abdurrahman As-Sudais
✓
Abdurrahman As-Sudais
✓
M
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
Mohamed Siddiq Al-Minshawi
✓
A
Abdul Basit Abdul Samad
✓
Abdul Basit Abdul Samad
✓
A
Ali Al-Hudhaify
✓
Ali Al-Hudhaify
✓
A
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
Ahmed ibn Ali al-Ajamy
✓
A
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
Abu Bakr Ash-Shaatree
✓
M
Muhammad Ayyoub
✓
Muhammad Ayyoub
✓
A
Abdullah Basfar
✓
Abdullah Basfar
✓
A
Abdullah Al-Juhani
✓
Abdullah Al-Juhani
✓
M
Maher Al Muaiqly
✓
Maher Al Muaiqly
✓
—
x1
وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ ٢
📖 Fandikana
Andininy 2
Dia ankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
وَأَلْقَتْ مَا فِيهَا وَتَخَلَّتْ ٤
📖 Fandikana
Andininy 4
ka hamoaka ireo rehetra tao anatiny ho foana tsy hisy hijanona na dia kely aza.
وَأَذِنَتْ لِرَبِّهَا وَحُقَّتْ ٥
📖 Fandikana
Andininy 5
Dia hankato ny Tompony izy ary hanao izay rehetra tsy maintsy hataony.
يَا أَيُّهَا الْإِنسَانُ إِنَّكَ كَادِحٌ إِلَىٰ رَبِّكَ كَدْحًا فَمُلَاقِيهِ ٦
📖 Fandikana
Andininy 6
O! Ry olombelona! Tena marina ianao izay mitolona hizotra hoany amin'ny Tomponao io, dia tsy maintsy hihaona Aminy.
فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ ٧
📖 Fandikana
Andininy 7
Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany.
فَسَوْفَ يُحَاسَبُ حِسَابًا يَسِيرًا ٨
📖 Fandikana
Andininy 8
dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,
وَيَنقَلِبُ إِلَىٰ أَهْلِهِ مَسْرُورًا ٩
📖 Fandikana
Andininy 9
Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,
وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ وَرَاءَ ظَهْرِهِ ١٠
📖 Fandikana
Andininy 10
fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa
إِنَّهُ كَانَ فِي أَهْلِهِ مَسْرُورًا ١٣
📖 Fandikana
Andininy 13
Fony izy tany amin'ny ankohonany dia niaina tamim-pifaliana tokoa.
إِنَّهُ ظَنَّ أَن لَّن يَحُورَ ١٤
📖 Fandikana
Andininy 14
Ka dia tsy nihevitra ny hiverina any amin'ny Tompony izy ka hitsangana amin'ny maty.
بَلَىٰ إِنَّ رَبَّهُ كَانَ بِهِ بَصِيرًا ١٥
📖 Fandikana
Andininy 15
Indrisy anefa tsy izany ! Ny Tompony dia manara-maso azy fatratra tokoa.
فَلَا أُقْسِمُ بِالشَّفَقِ ١٦
📖 Fandikana
Andininy 16
Tsia! Mianiana amin'ny fara-vodi-lanitra mena aho!
وَاللَّيْلِ وَمَا وَسَقَ ١٧
📖 Fandikana
Andininy 17
Sy amin'ny alina ary amin'izay rehetra koboniny ao!
لَتَرْكَبُنَّ طَبَقًا عَن طَبَقٍ ١٩
📖 Fandikana
Andininy 19
Tena marina fa ianareo dia handalo dingana maro mifandimby.
فَمَا لَهُمْ لَا يُؤْمِنُونَ ٢٠
📖 Fandikana
Andininy 20
Koa inona anefa no antony tsy mampino azy ireo?
وَإِذَا قُرِئَ عَلَيْهِمُ الْقُرْآنُ لَا يَسْجُدُونَ ۩ ٢١
📖 Fandikana
Andininy 21
Ary rehefa torina amin'izy ireo ny Kor'oany masina dia tsy manaiky ny hiankohoka izy ireo.
بَلِ الَّذِينَ كَفَرُوا يُكَذِّبُونَ ٢٢
📖 Fandikana
Andininy 22
Indrisy anefa fa ireo tsy mpino dia feno fandavana izany,
وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا يُوعُونَ ٢٣
📖 Fandikana
Andininy 23
Nefa I Allah dia mahafantatra tokoa izay kobonin'izy ireo.
فَبَشِّرْهُم بِعَذَابٍ أَلِيمٍ ٢٤
📖 Fandikana
Andininy 24
Koa ampahafantaro azy ireo ny fahamaizana mangirifiry,
إِلَّا الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ لَهُمْ أَجْرٌ غَيْرُ مَمْنُونٍ ٢٥
📖 Fandikana
Andininy 25
َAfa-tsy izay nino sy nanao asa soa, izy ireo dia hahazo valisoa tsy manam-petra.
Vakio Surah Al-Inshiqaq Malagasy – Fandikana, Fanononana ary Feo
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers

