Al-Inshiqaq · 9/25
Fandikana Fanononana — Surah Al-Inshiqaq
وَيَنقَلِبُ إِلَىٰ أَهْلِهِ مَسْرُورًا ۝٩
Wa yanqalibu ilaaa ahlihee masrooraa
📖 Dikany Malagasy
Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,

🎧 Henoy


📜 Andininy 7-11 — Surah Al-Inshiqaq

7فَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ بِيَمِينِهِ
Ka ho an'izay tolorana ny bokiny amin'ny ankavanany.
8فَسَوْفَ يُحَاسَبُ حِسَابًا يَسِيرًا
dia handalo fitsarana maivana dia maivana izy,
9وَيَنقَلِبُ إِلَىٰ أَهْلِهِ مَسْرُورًا
Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,
10وَأَمَّا مَنْ أُوتِيَ كِتَابَهُ وَرَاءَ ظَهْرِهِ
fa ho an'izay tolorana ny bokiny avy ao an-damosiny kosa
11فَسَوْفَ يَدْعُو ثُبُورًا
dia hiantso an-drafahafatesana izy.
Al-InshiqaqFizahan-takila Koraña
25Andininy
MeccanRevelation
9Andininy

Fandikana — Al-Inshiqaq 9

Surah Al-Inshiqaq Andininy 9 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hiverina any amin'ny ankohonany am-pifaliana tokoa,

Surah Andininy 9/25 — Surah Al-Inshiqaq الإنشقاق (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Inshiqaq Henoy, Surah Al-Inshiqaq Fandikana, Surah Al-Inshiqaq mp3, Surah Al-Inshiqaq pdf. Andininy 7–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers