At-Tawbah · 87/129
Fandikana Fanononana — At-Tawbah
رَضُوا بِأَن يَكُونُوا مَعَ الْخَوَالِفِ وَطُبِعَ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَفْقَهُونَ ٨٧
Transliteration
Radoo bi ai yakoonoo ma`al khawaalifi wa tubi`a `alaa quloobihim fahum laa yafqahoon
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Afa-po izy ireo fa niaraka tamin’ireo mpijanona taty aoriana. Voahidy mafy ny fon’izy ireo ka tsy afaka mahalala intsony.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 85-89 — At-Tawbah
85وَلَا تُعْجِبْكَ أَمْوَالُهُمْ وَأَوْلَادُهُمْ ۚ إِنَّمَا يُرِيدُ اللَّهُ أَن يُعَذِّبَهُم بِهَا فِي الدُّنْيَا وَتَزْهَقَ أَنفُسُهُمْ وَهُمْ كَافِرُونَ
Ary aza atao mahatalanjona Anao akory ny fananan’izy ireo sy ny zanak’izy ireo ! fa i Allah dia tsy mitady afa-tsy ny hanasaziana azy ireo amin’ny fiainana ety an-tany avy amin’ny alalan’izany (harena sy zanaka) sy hanasarotra ny fialan’ny fanahin’izy ireo ao anaty tsy finoana.
86وَإِذَا أُنزِلَتْ سُورَةٌ أَنْ آمِنُوا بِاللَّهِ وَجَاهِدُوا مَعَ رَسُولِهِ اسْتَأْذَنَكَ أُولُو الطَّوْلِ مِنْهُمْ وَقَالُوا ذَرْنَا نَكُن مَّعَ الْقَاعِدِينَ
Ary rehefa nidina ny soraty (andian-tsoratra masina) nandidy ka nanao hoe : " Minoa an’i Allah sy manaova Djihadi miaraka amin’ilay irany ”. Mangataka alalana Aminao ireo izay manan-katao amin’izy ireo (mba tsy handray anjara amin’izany), ary miteny izy ireo hoe : Avelao izahay hijanona miaraka amin’ireo mpijanona.
87رَضُوا بِأَن يَكُونُوا مَعَ الْخَوَالِفِ وَطُبِعَ عَلَىٰ قُلُوبِهِمْ فَهُمْ لَا يَفْقَهُونَ
Afa-po izy ireo fa niaraka tamin’ireo mpijanona taty aoriana. Voahidy mafy ny fon’izy ireo ka tsy afaka mahalala intsony.
88لَٰكِنِ الرَّسُولُ وَالَّذِينَ آمَنُوا مَعَهُ جَاهَدُوا بِأَمْوَالِهِمْ وَأَنفُسِهِمْ ۚ وَأُولَٰئِكَ لَهُمُ الْخَيْرَاتُ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Nefa ilay Iraka sy ireo izay nino niaraka Taminy kosa dia nanao jihad tamin’ny alalany ny fananan’izy ireo sy ny vatany. Izy ireny no hahazo zava-tsoa ary izy ireny ihany koa no hahazo ny fahombiazana.
89أَعَدَّ اللَّهُ لَهُمْ جَنَّاتٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْعَظِيمُ
Nanomana zaridaina (Paradisa) ho azy ireo Allah izay ikorianan’ny renirano eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay. Fa fahombiazana lehibe izany.
At-TawbahFizahan-takila Koraña
129Andininy
MedinanRevelation
87Andininy
Fandikana — At-Tawbah 87
Surah At-Tawbah Andininy 87 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Afa-po izy ireo fa niaraka tamin’ireo mpijanona taty aoriana. Voahidy…Surah Andininy 87/129 — At-Tawbah التوبة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: At-Tawbah Henoy, At-Tawbah Fandikana, At-Tawbah mp3, At-Tawbah pdf. Andininy 85–89. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers







