8 Andininy · Meccan · Malagasy
bismillah
ﯝﯞﯟﯠﯡ
94:1 Moa tsy efa nosokafanay ve ny tratranao,
ﯢﯣﯤﯥ
94:2 Ary efa nesorinay taminao ny enta-mavesatra,
ﭑﭒﭓﭔ
94:3 Izay nitambesatra tao an-damosinao.
ﭕﭖﭗﭘ
94:4 Ary nasandray ho ambony ny anaranao
ﭙﭚﭛﭜﭝ
94:5 Tena marina fa aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
ﭞﭟﭠﭡﭢ
94:6 Eny ! Aorian'ny fahasarotana dia ny fahamorana.
ﭣﭤﭥﭦ
94:7 Ka rehefa malalaka ianao dia mitsangana.
ﭧﭨﭩﭪ
94:8 Ary manàna faniriana ho any amin'ny Tomponao.

Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers