Yunosy · 106/109
Fandikana Fanononana — Yunosy
وَلَا تَدْعُ مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَنفَعُكَ وَلَا يَضُرُّكَ ۖ فَإِن فَعَلْتَ فَإِنَّكَ إِذًا مِّنَ الظَّالِمِينَ ۝١٠٦
Wa laa tad`u min doonil laahi maa laa yanfa`uka wa laa yadurruka fa in fa`alta fa innaka izam minaz zaalimeen
📖 Dikany Malagasy
Ary aza mangataka Ianao raha tsy amin’i Allah, amin’izay tsy azahoanao tombony na tsy hampahory Anao, fa raha manao izany Ianao, dia tena ho anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
🎧 Henoy

📜 Andininy 104-108 — Yunosy

104قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ إِن كُنتُمْ فِي شَكٍّ مِّن دِينِي فَلَا أَعْبُدُ الَّذِينَ تَعْبُدُونَ مِن دُونِ اللَّهِ وَلَٰكِنْ أَعْبُدُ اللَّهَ الَّذِي يَتَوَفَّاكُمْ ۖ وَأُمِرْتُ أَنْ أَكُونَ مِنَ الْمُؤْمِنِينَ
Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka ao anatin’ny fisalasalana Ianareo mikasika ny finoako, fa izaho kosa dia tsy hanompo mihitsy izay tompoinareo Ankoatran'i Allah, fa dia manompo kosa an’i Allah izay manala ny fofon’ainanareo. Ary nandidy Ahy Izy ho anisan’ireo mpino.
105وَأَنْ أَقِمْ وَجْهَكَ لِلدِّينِ حَنِيفًا وَلَا تَكُونَنَّ مِنَ الْمُشْرِكِينَ
Ary mitodiha Ianao amin’ny finoana tanteraka an’i Allah tokana ary aoka Ianao tsy ho anisan’ireo mpanakambana an’i Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy)
106وَلَا تَدْعُ مِن دُونِ اللَّهِ مَا لَا يَنفَعُكَ وَلَا يَضُرُّكَ ۖ فَإِن فَعَلْتَ فَإِنَّكَ إِذًا مِّنَ الظَّالِمِينَ
Ary aza mangataka Ianao raha tsy amin’i Allah, amin’izay tsy azahoanao tombony na tsy hampahory Anao, fa raha manao izany Ianao, dia tena ho anisan’ireo mpanao ny tsy rariny.
107وَإِن يَمْسَسْكَ اللَّهُ بِضُرٍّ فَلَا كَاشِفَ لَهُ إِلَّا هُوَ ۖ وَإِن يُرِدْكَ بِخَيْرٍ فَلَا رَادَّ لِفَضْلِهِ ۚ يُصِيبُ بِهِ مَن يَشَاءُ مِنْ عِبَادِهِ ۚ وَهُوَ الْغَفُورُ الرَّحِيمُ
Ary raha ataon’Allah hihatra aminao ny ratsy, dia tsy misy na iza na iza afaka hanala izany, ankoatra Azy. Fa raha te-hanao soa anao kosa Izy, dia tsy misy na iza na iza afaka hisakana ny fahasoavany izay homeny ny mpanompony araka izay sitrany, fa Mpamela heloka sy Mpamindra-fo Izy.
108قُلْ يَا أَيُّهَا النَّاسُ قَدْ جَاءَكُمُ الْحَقُّ مِن رَّبِّكُمْ ۖ فَمَنِ اهْتَدَىٰ فَإِنَّمَا يَهْتَدِي لِنَفْسِهِ ۖ وَمَن ضَلَّ فَإِنَّمَا يَضِلُّ عَلَيْهَا ۖ وَمَا أَنَا عَلَيْكُم بِوَكِيلٍ
Lazao hoe : “Ry olombelona! Tonga taminareo tokoa ny fahamarinana avy amin’ny Tomponareo. Ka izay mizotra amin’ny làla-marina dia nanitsy ny tenany ihany, fa izay mivily làlana kosa, dia namery ny tenany. Ary tsy mpiahy anareo Aho.
YunosyFizahan-takila Koraña
109Andininy
MeccanRevelation
106Andininy

Fandikana — Yunosy 106

Surah Yunosy Andininy 106 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza mangataka Ianao raha tsy amin’i Allah, amin’izay tsy…

Surah Andininy 106/109 — Yunosy يونس (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Yunosy Henoy, Yunosy Fandikana, Yunosy mp3, Yunosy pdf. Andininy 104–108. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers