Yosofy · 1/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْمُبِينِ ۝١
Alif-Laaam-Raa; tilka Aayaatul Kitaabil Mubeen
📖 Dikany Malagasy
ALIF LAM RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-3 — Surah Yosofy

1الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْمُبِينِ
ALIF LAM RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.
2إِنَّا أَنزَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Nataonay amin'ny fiteny arabo izany Koroany izany, mba hisainanareo
3نَحْنُ نَقُصُّ عَلَيْكَ أَحْسَنَ الْقَصَصِ بِمَا أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ هَٰذَا الْقُرْآنَ وَإِن كُنتَ مِن قَبْلِهِ لَمِنَ الْغَافِلِينَ
Tantarahanay Aminao ny tantara tsara indrindra nohon'ny fanambarana izay ataonay Aminao ao anatin' ity Koroany ity na dia anisan’ireo tsy mahalala izany aza Ianao teo aloha.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Yosofy 1

Surah Yosofy Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : ALIF LAM RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.

Surah Andininy 1/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers