Yosofy · 2/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
إِنَّا أَنزَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ ۝٢
Innaaa anzalnaahu quraanan `Arabiyyal la `allakum ta`qiloon
📖 Dikany Malagasy
Nataonay amin'ny fiteny arabo izany Koroany izany, mba hisainanareo

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Yosofy

1الر ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْكِتَابِ الْمُبِينِ
ALIF LAM RA, indro ireo andininy amin’ilay Bokin’ny fahazavana.
2إِنَّا أَنزَلْنَاهُ قُرْآنًا عَرَبِيًّا لَّعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Nataonay amin'ny fiteny arabo izany Koroany izany, mba hisainanareo
3نَحْنُ نَقُصُّ عَلَيْكَ أَحْسَنَ الْقَصَصِ بِمَا أَوْحَيْنَا إِلَيْكَ هَٰذَا الْقُرْآنَ وَإِن كُنتَ مِن قَبْلِهِ لَمِنَ الْغَافِلِينَ
Tantarahanay Aminao ny tantara tsara indrindra nohon'ny fanambarana izay ataonay Aminao ao anatin' ity Koroany ity na dia anisan’ireo tsy mahalala izany aza Ianao teo aloha.
4إِذْ قَالَ يُوسُفُ لِأَبِيهِ يَا أَبَتِ إِنِّي رَأَيْتُ أَحَدَ عَشَرَ كَوْكَبًا وَالشَّمْسَ وَالْقَمَرَ رَأَيْتُهُمْ لِي سَاجِدِينَ
Raha niteny tamin’ny Rainy i Josefa hoe : “Ry Dada, nahita (tamin’ny nofy) kintana iraika ambiny folo, ary koa ny masoandro sy ny volana aho, nahita azy ireo niankohoka teo anatrehako.”
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — Yosofy 2

Surah Yosofy Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nataonay amin'ny fiteny arabo izany Koroany izany, mba hisainanareo

Surah Andininy 2/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers