Al-Kahf · 1/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي أَنزَلَ عَلَىٰ عَبْدِهِ الْكِتَابَ وَلَمْ يَجْعَل لَّهُ عِوَجًا ۜ ۝١
Alhamdu lillaahil lazeee anzala `alaa `abdihil kitaaba wa lam yaj`al lahoo `iwajaa
📖 Dikany Malagasy
Dera ho an’I Allah, izay nampidina ny Boky tamin’ny irany, ary nataony tsy miholakolaka izany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah Al-Kahf

1الْحَمْدُ لِلَّهِ الَّذِي أَنزَلَ عَلَىٰ عَبْدِهِ الْكِتَابَ وَلَمْ يَجْعَل لَّهُ عِوَجًا ۜ
Dera ho an’I Allah, izay nampidina ny Boky tamin’ny irany, ary nataony tsy miholakolaka izany.
2قَيِّمًا لِّيُنذِرَ بَأْسًا شَدِيدًا مِّن لَّدُنْهُ وَيُبَشِّرَ الْمُؤْمِنِينَ الَّذِينَ يَعْمَلُونَ الصَّالِحَاتِ أَنَّ لَهُمْ أَجْرًا حَسَنًا
Ao anaty fahitsiana tanteraka, mba ho entiny hampitandrina amin’ny fahoriana mafy (fanasaziana) avy Aminy, sy mba ho entiny hanambarana vaovao mahafaly ireo mpino izay manao asa soa, fa “tena ho azy ireo ny valisoa tsara”.
3مَّاكِثِينَ فِيهِ أَبَدًا
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — Al-Kahf 1

Surah Al-Kahf Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dera ho an’I Allah, izay nampidina ny Boky tamin’ny irany,…

Surah Andininy 1/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers