Al-Baqarah · 110/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَأَقِيمُوا الصَّلَاةَ وَآتُوا الزَّكَاةَ ۚ وَمَا تُقَدِّمُوا لِأَنفُسِكُم مِّنْ خَيْرٍ تَجِدُوهُ عِندَ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ ۝١١٠
Wa aqeemus salaata wa aatuz zakaah; wa maa tuqaddimoo li anfusikum min khairin tajidoohu `indal laah; innal laaha bimaa ta`maloona baseer
📖 Dikany Malagasy
Atsangano nareo ny Soalat ary mamoaha ihany koa ny Zakat; fa na inona na inona ny soa ataonareo ho an'ny tenanareo dia ho hitanareo any amin'i Tompo Allah izany tena marina fa i Tompo Allah dia mahita tanteraka izay rehetra ataonareo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 108-112 — Al-Baqarah

108أَمْ تُرِيدُونَ أَن تَسْأَلُوا رَسُولَكُمْ كَمَا سُئِلَ مُوسَىٰ مِن قَبْلُ ۗ وَمَن يَتَبَدَّلِ الْكُفْرَ بِالْإِيمَانِ فَقَدْ ضَلَّ سَوَاءَ السَّبِيلِ
Moa va ianareo te-hanontany ilay Iraka eo aminareo sahala amin’ny nanontaniana an’i Moussa fahiny? Izay mampifamadika ny tsy finoana amin’ny Finoana, dia ho very tsy hahita ny làlan’ny fahitsiana.
109وَدَّ كَثِيرٌ مِّنْ أَهْلِ الْكِتَابِ لَوْ يَرُدُّونَكُم مِّن بَعْدِ إِيمَانِكُمْ كُفَّارًا حَسَدًا مِّنْ عِندِ أَنفُسِهِم مِّن بَعْدِ مَا تَبَيَّنَ لَهُمُ الْحَقُّ ۖ فَاعْفُوا وَاصْفَحُوا حَتَّىٰ يَأْتِيَ اللَّهُ بِأَمْرِهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ قَدِيرٌ
Maro amin’ireo olon’ny boky no maniry ny hampiverina anareo amin’ny tsy finoana taorian’ny nanananareo Finoana. Fialonana avy amin’izy ireo izany! Taorian’ny nampiharihary ny fahamarinana teo imason’izy ireo. Koa mamelà sy mandefera ianareo mandra-pahatongan’ny baiko avy amin’Allah. Satria Allah no Mahefa ny zavatra rehetra.
110وَأَقِيمُوا الصَّلَاةَ وَآتُوا الزَّكَاةَ ۚ وَمَا تُقَدِّمُوا لِأَنفُسِكُم مِّنْ خَيْرٍ تَجِدُوهُ عِندَ اللَّهِ ۗ إِنَّ اللَّهَ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرٌ
Atsangano nareo ny Soalat ary mamoaha ihany koa ny Zakat; fa na inona na inona ny soa ataonareo ho an'ny tenanareo dia ho hitanareo any amin'i Tompo Allah izany tena marina fa i Tompo Allah dia mahita tanteraka izay rehetra ataonareo.
111وَقَالُوا لَن يَدْخُلَ الْجَنَّةَ إِلَّا مَن كَانَ هُودًا أَوْ نَصَارَىٰ ۗ تِلْكَ أَمَانِيُّهُمْ ۗ قُلْ هَاتُوا بُرْهَانَكُمْ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ary hoy ny tenin’izy ireo : “Tsy misy hiditra ny Paradisa na iza na iza afa-tsy ny Jiosy sy ireo Kristianina”. Izany no nofinofin’izy ireo. Koa lazao azy ireo : “Ento aty ny porofonareo, raha marina tokoa izay voalazanareo”.
112بَلَىٰ مَنْ أَسْلَمَ وَجْهَهُ لِلَّهِ وَهُوَ مُحْسِنٌ فَلَهُ أَجْرُهُ عِندَ رَبِّهِ وَلَا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Tsy izany velively anefa fa izay manolotena ho an'i Tompo Allah no sady mpanao soa dia ho azy ny valisoany eo anatrehan'ny Tompony ary tsy hanana tahotra izy ireo no tsy halahelo.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
110Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 110

Surah Al-Baqarah Andininy 110 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Atsangano nareo ny Soalat ary mamoaha ihany koa ny Zakat;…

Surah Andininy 110/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 108–112. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers