Al-Baqarah · 3/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِالْغَيْبِ وَيُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ ۝٣
Allazeena yu`minoona bilghaibi wa yuqeemoonas salaata wa mimmaa razaqnaahum yunfiqoon
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay mino ny tsy hitamaso, sy ireo manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), ka mahafoy mizara izay anjarampivelomana azony taminay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-5 — Al-Baqarah

1الم
Alif, Làm, Mìm
2ذَٰلِكَ الْكِتَابُ لَا رَيْبَ ۛ فِيهِ ۛ هُدًى لِّلْمُتَّقِينَ
Indro ilay boky izay tsy isalasalana ny aminy, tari-dàlana ho an’ireo manampatahorana.
3الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِالْغَيْبِ وَيُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ
Ireo izay mino ny tsy hitamaso, sy ireo manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), ka mahafoy mizara izay anjarampivelomana azony taminay.
4وَالَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلِكَ وَبِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Ary ireo mino izay nampidinina taminao, sy izay nampidinina tany alohanao, ary mino tanteraka ihany koa ny fisian’ny fiainana any an-koatra.
5أُولَٰئِكَ عَلَىٰ هُدًى مِّن رَّبِّهِمْ ۖ وَأُولَٰئِكَ هُمُ الْمُفْلِحُونَ
Izy ireo no mizotra amin’ny làla-marina avy amin’ny Tompon’izy ireo, ary izy ireo no nahazo ny fahombiazana.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 3

Surah Al-Baqarah Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay mino ny tsy hitamaso, sy ireo manatanteraka ny…

Surah Andininy 3/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers