Al-Baqarah · 2/286
Fandikana Fanononana — Surah Al-Baqarah
ذَٰلِكَ الْكِتَابُ لَا رَيْبَ ۛ فِيهِ ۛ هُدًى لِّلْمُتَّقِينَ ۝٢
Zaalikal Kitaabu laa raiba feeh; hudal lilmuttaqeen
📖 Dikany Malagasy
Indro ilay boky izay tsy isalasalana ny aminy, tari-dàlana ho an’ireo manampatahorana.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-4 — Surah Al-Baqarah

1الم
Alif, Làm, Mìm
2ذَٰلِكَ الْكِتَابُ لَا رَيْبَ ۛ فِيهِ ۛ هُدًى لِّلْمُتَّقِينَ
Indro ilay boky izay tsy isalasalana ny aminy, tari-dàlana ho an’ireo manampatahorana.
3الَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِالْغَيْبِ وَيُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَمِمَّا رَزَقْنَاهُمْ يُنفِقُونَ
Ireo izay mino ny tsy hitamaso, sy ireo manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), ka mahafoy mizara izay anjarampivelomana azony taminay.
4وَالَّذِينَ يُؤْمِنُونَ بِمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ وَمَا أُنزِلَ مِن قَبْلِكَ وَبِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Ary ireo mino izay nampidinina taminao, sy izay nampidinina tany alohanao, ary mino tanteraka ihany koa ny fisian’ny fiainana any an-koatra.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
2Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 2

Surah Al-Baqarah Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Indro ilay boky izay tsy isalasalana ny aminy, tari-dàlana ho…

Surah Andininy 2/286 — Surah Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Baqarah Henoy, Surah Al-Baqarah Fandikana, Surah Al-Baqarah mp3, Surah Al-Baqarah pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers