Al-Baqarah · 82/286
Fandikana Fanononana — Al-Baqarah
وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ ۝٨٢
Wallazeena aamanoo wa `amilus saalihaati ulaaa`ika Ashaabul Jannati hum feeha khaalidoon
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa; hitoetra ao mandrakizay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 80-84 — Al-Baqarah

80وَقَالُوا لَن تَمَسَّنَا النَّارُ إِلَّا أَيَّامًا مَّعْدُودَةً ۚ قُلْ أَتَّخَذْتُمْ عِندَ اللَّهِ عَهْدًا فَلَن يُخْلِفَ اللَّهُ عَهْدَهُ ۖ أَمْ تَقُولُونَ عَلَى اللَّهِ مَا لَا تَعْلَمُونَ
Ary niteny izy ireo hoe : " Tsy ho voakasiky ny Afobe velively izahay; afa-tsy andro vitsivitsy azo isaina ". Lazao hoe : " Nahazo fampanantenana avy tamin'i Allah ve ianareo; fa (raha izany) Allah dia tsy hivadika mihitsy amin'ny fampanantenany; sa ianareo miteny mikasika an'i Allah zavatra izay tsy fantatrareo ? ".
81بَلَىٰ مَن كَسَبَ سَيِّئَةً وَأَحَاطَتْ بِهِ خَطِيئَتُهُ فَأُولَٰئِكَ أَصْحَابُ النَّارِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Tsy araka izany anefa! Izay nisafidy ny hanao ratsy ary ny fahadisoany dia mbola mamatotra azy, izy ireo indrindra no olon’ny afobe ka hitoetra ao mandrakizay.
82وَالَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ أُولَٰئِكَ أَصْحَابُ الْجَنَّةِ ۖ هُمْ فِيهَا خَالِدُونَ
Fa ireo izay nino sy nanao asa soa kosa, dia izy ireny no olon'ny Paradisa; hitoetra ao mandrakizay.
83وَإِذْ أَخَذْنَا مِيثَاقَ بَنِي إِسْرَائِيلَ لَا تَعْبُدُونَ إِلَّا اللَّهَ وَبِالْوَالِدَيْنِ إِحْسَانًا وَذِي الْقُرْبَىٰ وَالْيَتَامَىٰ وَالْمَسَاكِينِ وَقُولُوا لِلنَّاسِ حُسْنًا وَأَقِيمُوا الصَّلَاةَ وَآتُوا الزَّكَاةَ ثُمَّ تَوَلَّيْتُمْ إِلَّا قَلِيلًا مِّنكُمْ وَأَنتُم مُّعْرِضُونَ
Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena tamin'ireo zanak'Israely Izahay hoe : " Tsy hanompo afa-tsy Allah ianareo, ary aoka ianareo hanao tsara amin'ireo ray aman-dreny, ary amin'ireo fianakaviana sy ireo kamboty ary ireo olona sahirana; ary manaova teny mendrika amin'olona sy manangàna Soalat ary mamoaha Zakat ianareo ". Avy teo dia nivadika ianareo afa-tsy olom-bitsy taminareo ihany, ary nomenareo lamosina izany.
84وَإِذْ أَخَذْنَا مِيثَاقَكُمْ لَا تَسْفِكُونَ دِمَاءَكُمْ وَلَا تُخْرِجُونَ أَنفُسَكُم مِّن دِيَارِكُمْ ثُمَّ أَقْرَرْتُمْ وَأَنتُمْ تَشْهَدُونَ
Ary tsarovinareo raha nandray fifanekena taminareo Izahay fa tsy hifandatsa-drà ianareo ary tsy hifandroaka avy amin'ny fonenanareo; dia niaiky izany ianareo ary nijoro ho vavolombelona.
Al-BaqarahFizahan-takila Koraña
286Andininy
MedinanRevelation
82Andininy

Fandikana — Al-Baqarah 82

Surah Al-Baqarah Andininy 82 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo izay nino sy nanao asa soa kosa, dia…

Surah Andininy 82/286 — Al-Baqarah البقرة (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Baqarah Henoy, Al-Baqarah Fandikana, Al-Baqarah mp3, Al-Baqarah pdf. Andininy 80–84. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers