Taha · 25/135
Fandikana Fanononana — Taha
قَالَ رَبِّ اشْرَحْ لِي صَدْرِي ۝٢٥
Qaala Rabbish rah lee sadree
📖 Dikany Malagasy
Niteny i Mosa ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Sokafy ny tratrako (foko),
🎧 Henoy

📜 Andininy 23-27 — Taha

23لِنُرِيَكَ مِنْ آيَاتِنَا الْكُبْرَى
Mba hampisehoanay anao ireo fahagagana lehibe avy Aminay.
24اذْهَبْ إِلَىٰ فِرْعَوْنَ إِنَّهُ طَغَىٰ
Mandehana any amin’i Faraona Ianao, fa efa tena mihoa-pefy Izy.
25قَالَ رَبِّ اشْرَحْ لِي صَدْرِي
Niteny i Mosa ka nanao hoe : “ Tompo ô ! Sokafy ny tratrako (foko),
26وَيَسِّرْ لِي أَمْرِي
Ary hamoray ny iraka Ataoko.
27وَاحْلُلْ عُقْدَةً مِّن لِّسَانِي
Ary vahao ny fatotra amin’ny lelako,
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
25Andininy

Fandikana — Taha 25

Surah Taha Andininy 25 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Niteny i Mosa ka nanao hoe : “ Tompo ô…

Surah Andininy 25/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 23–27. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers