Taha · 76/135
Fandikana Fanononana — Taha
جَنَّاتُ عَدْنٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ مَن تَزَكَّىٰ ۝٧٦
Jannaatu `Adnin tajree min tahtihal anhaaru khaalideena feehaa; wa zaalika jazaaa`ua man tazakka
📖 Dikany Malagasy
Ireo zaridainan’i Edena izay misy renirano mikoriana eo ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo, ary izany dia valisoan’ireo izay nanadio (ny fanahiny).
🎧 Henoy

📜 Andininy 74-78 — Taha

74إِنَّهُ مَن يَأْتِ رَبَّهُ مُجْرِمًا فَإِنَّ لَهُ جَهَنَّمَ لَا يَمُوتُ فِيهَا وَلَا يَحْيَىٰ
Tena marina fa, n'iza n'iza manatona ny Tompony ka nanao heloka be vava, dia ho azy ny afobe. Ary tsy maty izy ao, no sady tsy velona.
75وَمَن يَأْتِهِ مُؤْمِنًا قَدْ عَمِلَ الصَّالِحَاتِ فَأُولَٰئِكَ لَهُمُ الدَّرَجَاتُ الْعُلَىٰ
Ary izay manatona Azy, ka nino no sady nanao ny asa soa, izy ireny no hanana ny laharana ambony.
76جَنَّاتُ عَدْنٍ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَذَٰلِكَ جَزَاءُ مَن تَزَكَّىٰ
Ireo zaridainan’i Edena izay misy renirano mikoriana eo ambaniny, hitoetra ao mandrakizay izy ireo, ary izany dia valisoan’ireo izay nanadio (ny fanahiny).
77وَلَقَدْ أَوْحَيْنَا إِلَىٰ مُوسَىٰ أَنْ أَسْرِ بِعِبَادِي فَاضْرِبْ لَهُمْ طَرِيقًا فِي الْبَحْرِ يَبَسًا لَّا تَخَافُ دَرَكًا وَلَا تَخْشَىٰ
Ary nolazainay tamin’i Mosa ny hoe : “ Mandehana amin’ny alina, miaraka amin’ireo mpanompoko Ianao, ka kapohy ny ranomasina ho làlan’izy ireo. Aza matahotra ny fanenjehana, ary aza manahy Ianao ! ”
78فَأَتْبَعَهُمْ فِرْعَوْنُ بِجُنُودِهِ فَغَشِيَهُم مِّنَ الْيَمِّ مَا غَشِيَهُمْ
Ka nanenjika azy ireo i Faraona niaraka tamin’ireo miaramilany, nefa voarakotry ny ranomasina tanteraka izy ireo.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
76Andininy

Fandikana — Taha 76

Surah Taha Andininy 76 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo zaridainan’i Edena izay misy renirano mikoriana eo ambaniny, hitoetra…

Surah Andininy 76/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 74–78. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers