An-Naml · 1/93
Fandikana Fanononana — Surah An-Naml
طس ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْقُرْآنِ وَكِتَابٍ مُّبِينٍ ۝١
Taa-Seeen; tilka Aayaatul Qur-aani wa Kitaabim Mubeen
📖 Dikany Malagasy
Twa, Sin. Indro ireo andinin’ny Kor’any, sy ny Boky mazava.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-3 — Surah An-Naml

1طس ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْقُرْآنِ وَكِتَابٍ مُّبِينٍ
Twa, Sin. Indro ireo andinin’ny Kor’any, sy ny Boky mazava.
2هُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Tari-dalana sy vaovao tsara ho an’ireo mpino.
3الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any ankoatra.
An-NamlFizahan-takila Koraña
93Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — An-Naml 1

Surah An-Naml Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Twa, Sin. Indro ireo andinin’ny Kor’any, sy ny Boky mazava.

Surah Andininy 1/93 — Surah An-Naml النمل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naml Henoy, Surah An-Naml Fandikana, Surah An-Naml mp3, Surah An-Naml pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers