An-Naml · 2/93
Fandikana Fanononana — Surah An-Naml
هُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ ۝٢
Hudanw wa bushraa lil mu`mineen
📖 Dikany Malagasy
Tari-dalana sy vaovao tsara ho an’ireo mpino.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 1-4 — Surah An-Naml

1طس ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْقُرْآنِ وَكِتَابٍ مُّبِينٍ
Twa, Sin. Indro ireo andinin’ny Kor’any, sy ny Boky mazava.
2هُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Tari-dalana sy vaovao tsara ho an’ireo mpino.
3الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any ankoatra.
4إِنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ زَيَّنَّا لَهُمْ أَعْمَالَهُمْ فَهُمْ يَعْمَهُونَ
Hamafisina, fa ireo izay tsy mino ny any ankoatra kosa, dia hatsarainay (eo imason’izy ireo) ny asany, ka ho sahiran-tsaina sy hisalasala izy ireo.
An-NamlFizahan-takila Koraña
93Andininy
MeccanRevelation
2Andininy

Fandikana — An-Naml 2

Surah An-Naml Andininy 2 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tari-dalana sy vaovao tsara ho an’ireo mpino.

Surah Andininy 2/93 — Surah An-Naml النمل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naml Henoy, Surah An-Naml Fandikana, Surah An-Naml mp3, Surah An-Naml pdf. Andininy 1–4. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers