As-Saffat · 1/182
Fandikana Fanononana — As-Saffat
وَالصَّافَّاتِ صَفًّا ۝١
Wassaaaffaati saffaa
📖 Dikany Malagasy
Mianiana amin’ireo izay nalahatra amin’ny laharana Aho,
🎧 Henoy

📜 Andininy 1-3 — As-Saffat

1وَالصَّافَّاتِ صَفًّا
Mianiana amin’ireo izay nalahatra amin’ny laharana Aho,
2فَالزَّاجِرَاتِ زَجْرًا
Sy amin’ireo izay manosika mafy (ireo rahona),
3فَالتَّالِيَاتِ ذِكْرًا
Ary amin’ireo izay mamaky ho fampahatsiahivana (Koroany) :
As-SaffatFizahan-takila Koraña
182Andininy
MeccanRevelation
1Andininy

Fandikana — As-Saffat 1

Surah As-Saffat Andininy 1 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Mianiana amin’ireo izay nalahatra amin’ny laharana Aho,

Surah Andininy 1/182 — As-Saffat الصافات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: As-Saffat Henoy, As-Saffat Fandikana, As-Saffat mp3, As-Saffat pdf. Andininy 1–3. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers