An-Nisa · 71/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا خُذُوا حِذْرَكُمْ فَانفِرُوا ثُبَاتٍ أَوِ انفِرُوا جَمِيعًا ۝٧١
Yaaa aiyuhal lazeena aamanoo khuzoo hizrakum fanfiroo subaain awin firoo jamee`aa
📖 Dikany Malagasy
Ô ianareo izay mino ! Mitandrema ianareo (amin’ny fiatrehana ny fahavalo), ka mivoaha tsikelikely, na mitambabe ianareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 69-73 — Surah An-Nisa

69وَمَن يُطِعِ اللَّهَ وَالرَّسُولَ فَأُولَٰئِكَ مَعَ الَّذِينَ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّنَ النَّبِيِّينَ وَالصِّدِّيقِينَ وَالشُّهَدَاءِ وَالصَّالِحِينَ ۚ وَحَسُنَ أُولَٰئِكَ رَفِيقًا
Ary izay mankatò an’I Allah sy ny Iraka dia izy ireny no hiaraka amin’ireo izay nomen’I Allah fahasoavana : ireo Mpaminany, ireo olona tena marina, ireo maritiora ary ireo mpanao asa soa. Ary namana tsara hiarahana tokoa izy ireny !
70ذَٰلِكَ الْفَضْلُ مِنَ اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ عَلِيمًا
Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny zava-drehetra I Allah.
71يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا خُذُوا حِذْرَكُمْ فَانفِرُوا ثُبَاتٍ أَوِ انفِرُوا جَمِيعًا
Ô ianareo izay mino ! Mitandrema ianareo (amin’ny fiatrehana ny fahavalo), ka mivoaha tsikelikely, na mitambabe ianareo.
72وَإِنَّ مِنكُمْ لَمَن لَّيُبَطِّئَنَّ فَإِنْ أَصَابَتْكُم مُّصِيبَةٌ قَالَ قَدْ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيَّ إِذْ لَمْ أَكُن مَّعَهُمْ شَهِيدًا
Eny, tena misy aminareo izay tsy rototra. Ka raha misy voina manjò anareo, dia miteny izy manao hoe : “Tena nomen’I Allah fahasoavana aho, noho izaho tsy anisan’ny niaraka tamin’izy ireo”.
73وَلَئِنْ أَصَابَكُمْ فَضْلٌ مِّنَ اللَّهِ لَيَقُولَنَّ كَأَن لَّمْ تَكُن بَيْنَكُمْ وَبَيْنَهُ مَوَدَّةٌ يَا لَيْتَنِي كُنتُ مَعَهُمْ فَأَفُوزَ فَوْزًا عَظِيمًا
Ary raha mahazo fahasoavana avy amin’i Allah kosa ianareo dia hiteny indray izy ireo ho toy ny tsy misy ny fifankatiavana teo aminareo sy izy, “Indrisy ! Raha mba niaraka tamin’izy ireo aho dia mba nahazo fahombiazana lehibe !”
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
71Andininy

Fandikana — An-Nisa 71

Surah An-Nisa Andininy 71 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ô ianareo izay mino ! Mitandrema ianareo (amin’ny fiatrehana ny…

Surah Andininy 71/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 69–73. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers