An-Nisa · 72/176
Fandikana Fanononana — An-Nisa
وَإِنَّ مِنكُمْ لَمَن لَّيُبَطِّئَنَّ فَإِنْ أَصَابَتْكُم مُّصِيبَةٌ قَالَ قَدْ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيَّ إِذْ لَمْ أَكُن مَّعَهُمْ شَهِيدًا ۝٧٢
Wa inna minkum lamal la yubatti`anna fa in asaabatkum museebatun qaala qad an`amal laahu `alaiya iz lam akum ma`ahum shaheeda
📖 Dikany Malagasy
Eny, tena misy aminareo izay tsy rototra. Ka raha misy voina manjò anareo, dia miteny izy manao hoe : “Tena nomen’I Allah fahasoavana aho, noho izaho tsy anisan’ny niaraka tamin’izy ireo”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 70-74 — An-Nisa

70ذَٰلِكَ الْفَضْلُ مِنَ اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ عَلِيمًا
Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny zava-drehetra I Allah.
71يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا خُذُوا حِذْرَكُمْ فَانفِرُوا ثُبَاتٍ أَوِ انفِرُوا جَمِيعًا
Ô ianareo izay mino ! Mitandrema ianareo (amin’ny fiatrehana ny fahavalo), ka mivoaha tsikelikely, na mitambabe ianareo.
72وَإِنَّ مِنكُمْ لَمَن لَّيُبَطِّئَنَّ فَإِنْ أَصَابَتْكُم مُّصِيبَةٌ قَالَ قَدْ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيَّ إِذْ لَمْ أَكُن مَّعَهُمْ شَهِيدًا
Eny, tena misy aminareo izay tsy rototra. Ka raha misy voina manjò anareo, dia miteny izy manao hoe : “Tena nomen’I Allah fahasoavana aho, noho izaho tsy anisan’ny niaraka tamin’izy ireo”.
73وَلَئِنْ أَصَابَكُمْ فَضْلٌ مِّنَ اللَّهِ لَيَقُولَنَّ كَأَن لَّمْ تَكُن بَيْنَكُمْ وَبَيْنَهُ مَوَدَّةٌ يَا لَيْتَنِي كُنتُ مَعَهُمْ فَأَفُوزَ فَوْزًا عَظِيمًا
Ary raha mahazo fahasoavana avy amin’i Allah kosa ianareo dia hiteny indray izy ireo ho toy ny tsy misy ny fifankatiavana teo aminareo sy izy, “Indrisy ! Raha mba niaraka tamin’izy ireo aho dia mba nahazo fahombiazana lehibe !”
74۞ فَلْيُقَاتِلْ فِي سَبِيلِ اللَّهِ الَّذِينَ يَشْرُونَ الْحَيَاةَ الدُّنْيَا بِالْآخِرَةِ ۚ وَمَن يُقَاتِلْ فِي سَبِيلِ اللَّهِ فَيُقْتَلْ أَوْ يَغْلِبْ فَسَوْفَ نُؤْتِيهِ أَجْرًا عَظِيمًا
Ka aoka hiady amin’ny lalan’I Allah ireo izay mivarotra ny fiainana eto an-tany amin’ny fiainana any ankoatra. Ary izay miady amin’ny lalan’I Allah, ka maty novonoina na nandresy amin'izany, dia omenay valisoa lehibe izy.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
72Andininy

Fandikana — An-Nisa 72

Surah An-Nisa Andininy 72 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Eny, tena misy aminareo izay tsy rototra. Ka raha misy…

Surah Andininy 72/176 — An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: An-Nisa Henoy, An-Nisa Fandikana, An-Nisa mp3, An-Nisa pdf. Andininy 70–74. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers