An-Nisa · 70/176
Fandikana Fanononana — Surah An-Nisa
ذَٰلِكَ الْفَضْلُ مِنَ اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ عَلِيمًا ۝٧٠
Zaalikal fadlu minal laah; wa kafaa billaahi `Aleemaa
📖 Dikany Malagasy
Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny zava-drehetra I Allah.

🎧 Henoy


📜 Andininy 68-72 — Surah An-Nisa

68وَلَهَدَيْنَاهُمْ صِرَاطًا مُّسْتَقِيمًا
Ary tena notarihinay tamin’ny làla-mahitsy izy ireo.
69وَمَن يُطِعِ اللَّهَ وَالرَّسُولَ فَأُولَٰئِكَ مَعَ الَّذِينَ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيْهِم مِّنَ النَّبِيِّينَ وَالصِّدِّيقِينَ وَالشُّهَدَاءِ وَالصَّالِحِينَ ۚ وَحَسُنَ أُولَٰئِكَ رَفِيقًا
Ary izay mankatò an’I Allah sy ny Iraka dia izy ireny no hiaraka amin’ireo izay nomen’I Allah fahasoavana : ireo Mpaminany, ireo olona tena marina, ireo maritiora ary ireo mpanao asa soa. Ary namana tsara hiarahana tokoa izy ireny !
70ذَٰلِكَ الْفَضْلُ مِنَ اللَّهِ ۚ وَكَفَىٰ بِاللَّهِ عَلِيمًا
Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny zava-drehetra I Allah.
71يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا خُذُوا حِذْرَكُمْ فَانفِرُوا ثُبَاتٍ أَوِ انفِرُوا جَمِيعًا
Ô ianareo izay mino ! Mitandrema ianareo (amin’ny fiatrehana ny fahavalo), ka mivoaha tsikelikely, na mitambabe ianareo.
72وَإِنَّ مِنكُمْ لَمَن لَّيُبَطِّئَنَّ فَإِنْ أَصَابَتْكُم مُّصِيبَةٌ قَالَ قَدْ أَنْعَمَ اللَّهُ عَلَيَّ إِذْ لَمْ أَكُن مَّعَهُمْ شَهِيدًا
Eny, tena misy aminareo izay tsy rototra. Ka raha misy voina manjò anareo, dia miteny izy manao hoe : “Tena nomen’I Allah fahasoavana aho, noho izaho tsy anisan’ny niaraka tamin’izy ireo”.
An-NisaFizahan-takila Koraña
176Andininy
MedinanRevelation
70Andininy

Fandikana — An-Nisa 70

Surah An-Nisa Andininy 70 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izany no fahasoavana avy amin’iIAllah. Ary ampy ho Mpahalala ny…

Surah Andininy 70/176 — Surah An-Nisa النساء (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Nisa Henoy, Surah An-Nisa Fandikana, Surah An-Nisa mp3, Surah An-Nisa pdf. Andininy 68–72. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers