Al-Waqi'ah · 12/96
Fandikana Fanononana — Al-Waqi'ah
فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ ۝١٢
Fee Jannaatin Na`eem
📖 Dikany Malagasy
Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana.
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Al-Waqi'ah

10وَالسَّابِقُونَ السَّابِقُونَ
Ireo voalohany dia izy ireo no ho voalohany.
11أُولَٰئِكَ الْمُقَرَّبُونَ
Izy ireny no akaiky indrindra an’I Allah
12فِي جَنَّاتِ النَّعِيمِ
Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana.
13ثُلَّةٌ مِّنَ الْأَوَّلِينَ
Maro ireo voafidy amin’ny taranaka voalohany.
14وَقَلِيلٌ مِّنَ الْآخِرِينَ
Fa vitsy kosa amin’ireo taranaka farany.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 12

Surah Al-Waqi'ah Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ao amin’ny zaridainam-pahasambarana.

Surah Andininy 12/96 — Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Waqi'ah Henoy, Al-Waqi'ah Fandikana, Al-Waqi'ah mp3, Al-Waqi'ah pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers