Al-Waqi'ah · 22/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
وَحُورٌ عِينٌ ۝٢٢
Wa hoorun`een
📖 Dikany Malagasy
Ary hahazo tovovavin’ny Paradisa baribarimaso, sady tsara izy ireo.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah Al-Waqi'ah

20وَفَاكِهَةٍ مِّمَّا يَتَخَيَّرُونَ
Ary voankazo araka izay safidin’izy ireo.
21وَلَحْمِ طَيْرٍ مِّمَّا يَشْتَهُونَ
Sy henam-borona izay ankafizin’izy ireo.
22وَحُورٌ عِينٌ
Ary hahazo tovovavin’ny Paradisa baribarimaso, sady tsara izy ireo.
23كَأَمْثَالِ اللُّؤْلُؤِ الْمَكْنُونِ
Toy ireny vatosoa tsara tahiry.
24جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
22Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 22

Surah Al-Waqi'ah Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary hahazo tovovavin’ny Paradisa baribarimaso, sady tsara izy ireo.

Surah Andininy 22/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Tuesday, September 29, 2026

Don't forget us in your sincere prayers