Al-Waqi'ah · 23/96
Fandikana Fanononana — Surah Al-Waqi'ah
كَأَمْثَالِ اللُّؤْلُؤِ الْمَكْنُونِ ۝٢٣
Ka amsaalil lu`lu`il maknoon
📖 Dikany Malagasy
Toy ireny vatosoa tsara tahiry.

🎧 Henoy


📜 Andininy 21-25 — Surah Al-Waqi'ah

21وَلَحْمِ طَيْرٍ مِّمَّا يَشْتَهُونَ
Sy henam-borona izay ankafizin’izy ireo.
22وَحُورٌ عِينٌ
Ary hahazo tovovavin’ny Paradisa baribarimaso, sady tsara izy ireo.
23كَأَمْثَالِ اللُّؤْلُؤِ الْمَكْنُونِ
Toy ireny vatosoa tsara tahiry.
24جَزَاءً بِمَا كَانُوا يَعْمَلُونَ
Ho valisoa amin’izay nataon’izy ireo.
25لَا يَسْمَعُونَ فِيهَا لَغْوًا وَلَا تَأْثِيمًا
Tsy hare teniteny foana na teny ratsy izy ireo ao .
Al-Waqi'ahFizahan-takila Koraña
96Andininy
MeccanRevelation
23Andininy

Fandikana — Al-Waqi'ah 23

Surah Al-Waqi'ah Andininy 23 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Toy ireny vatosoa tsara tahiry.

Surah Andininy 23/96 — Surah Al-Waqi'ah الواقعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Waqi'ah Henoy, Surah Al-Waqi'ah Fandikana, Surah Al-Waqi'ah mp3, Surah Al-Waqi'ah pdf. Andininy 21–25. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers