Al-Hadid · 16/29
Fandikana Fanononana — Surah Al-Hadid
۞ أَلَمْ يَأْنِ لِلَّذِينَ آمَنُوا أَن تَخْشَعَ قُلُوبُهُمْ لِذِكْرِ اللَّهِ وَمَا نَزَلَ مِنَ الْحَقِّ وَلَا يَكُونُوا كَالَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلُ فَطَالَ عَلَيْهِمُ الْأَمَدُ فَقَسَتْ قُلُوبُهُمْ ۖ وَكَثِيرٌ مِّنْهُمْ فَاسِقُونَ ۝١٦
Alam yaani laillzeena aamanooo an takhsha`a quloo buhum lizikril laahi wa maa nazala minal haqqi wa laa yakoonoo kallazeena ootul Kitaaba min qablu fataala `alaihimul amadu faqasat quloobuhum wa kaseerum minhum faasiqoon
📖 Dikany Malagasy
Tsy tonga kosa va ny fotoana ho an’ireo mpino, izay nampilefitra ny fony ho fahatsiarovana an’I Allah, sy teo anatrehan’ny marina izay nampidinina ? Ary tsy hitovy mihitsy amin’izay nandray ny Boky talohan'izy ireo. Toa hitan’izy ireo ho lava loatra ny fotoana, ka nihamafy ny fony, ary ratsy fitondran-tena ny ankamaroan’izy ireo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 14-18 — Surah Al-Hadid

14يُنَادُونَهُمْ أَلَمْ نَكُن مَّعَكُمْ ۖ قَالُوا بَلَىٰ وَلَٰكِنَّكُمْ فَتَنتُمْ أَنفُسَكُمْ وَتَرَبَّصْتُمْ وَارْتَبْتُمْ وَغَرَّتْكُمُ الْأَمَانِيُّ حَتَّىٰ جَاءَ أَمْرُ اللَّهِ وَغَرَّكُم بِاللَّهِ الْغَرُورُ
“ Tsy niaraka taminareo va izahay ? ”, hoy ny antson’izy ireo . “ Eny ! ”, hoy ny navaliny, saingy nety nalaim-panahy ianareo, sy nanao tsikombakomba, ary nisalasala, ka namitaka anareo ny fanantenana tsy misy, hatramin’ny fahatongavan’ny didin’I Allah, ka namitaka anareo mikasika an’I Allah ilay mpaka fanahy.
15فَالْيَوْمَ لَا يُؤْخَذُ مِنكُمْ فِدْيَةٌ وَلَا مِنَ الَّذِينَ كَفَرُوا ۚ مَأْوَاكُمُ النَّارُ ۖ هِيَ مَوْلَاكُمْ ۖ وَبِئْسَ الْمَصِيرُ
Ankehitriny àry, tsy ekena intsony ny takalon’aina, na avy aminareo na avy amin’izay tsy mpino. Ny afo no ho fitoeranareo, izy no namana tsy hahasaraka anareo. Fa fiafarana ratsy tokoa izany !
16۞ أَلَمْ يَأْنِ لِلَّذِينَ آمَنُوا أَن تَخْشَعَ قُلُوبُهُمْ لِذِكْرِ اللَّهِ وَمَا نَزَلَ مِنَ الْحَقِّ وَلَا يَكُونُوا كَالَّذِينَ أُوتُوا الْكِتَابَ مِن قَبْلُ فَطَالَ عَلَيْهِمُ الْأَمَدُ فَقَسَتْ قُلُوبُهُمْ ۖ وَكَثِيرٌ مِّنْهُمْ فَاسِقُونَ
Tsy tonga kosa va ny fotoana ho an’ireo mpino, izay nampilefitra ny fony ho fahatsiarovana an’I Allah, sy teo anatrehan’ny marina izay nampidinina ? Ary tsy hitovy mihitsy amin’izay nandray ny Boky talohan'izy ireo. Toa hitan’izy ireo ho lava loatra ny fotoana, ka nihamafy ny fony, ary ratsy fitondran-tena ny ankamaroan’izy ireo.
17اعْلَمُوا أَنَّ اللَّهَ يُحْيِي الْأَرْضَ بَعْدَ مَوْتِهَا ۚ قَدْ بَيَّنَّا لَكُمُ الْآيَاتِ لَعَلَّكُمْ تَعْقِلُونَ
Fantaronareo, fa manome aina ny tany efa maty I Allah. Novelabelarinay mazava aminareo ireo famantarana mba ho dinihinareo.
18إِنَّ الْمُصَّدِّقِينَ وَالْمُصَّدِّقَاتِ وَأَقْرَضُوا اللَّهَ قَرْضًا حَسَنًا يُضَاعَفُ لَهُمْ وَلَهُمْ أَجْرٌ كَرِيمٌ
Hamafisina, fa izay lehilahy na vehivavy manao fanomezana, ka nanao fampindramana an-tsitsam-po tamin’I Allah, dia hampitomboina avo heny ho azy ireo izany, ka hahazo valisoa sesehena izy ireo.
Al-HadidFizahan-takila Koraña
29Andininy
MedinanRevelation
16Andininy

Fandikana — Al-Hadid 16

Surah Al-Hadid Andininy 16 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy tonga kosa va ny fotoana ho an’ireo mpino, izay…

Surah Andininy 16/29 — Surah Al-Hadid الحديد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Hadid Henoy, Surah Al-Hadid Fandikana, Surah Al-Hadid mp3, Surah Al-Hadid pdf. Andininy 14–18. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers