Al-Munafiqun · 10/11
Fandikana Fanononana — Al-Munafiqun
وَأَنفِقُوا مِن مَّا رَزَقْنَاكُم مِّن قَبْلِ أَن يَأْتِيَ أَحَدَكُمُ الْمَوْتُ فَيَقُولَ رَبِّ لَوْلَا أَخَّرْتَنِي إِلَىٰ أَجَلٍ قَرِيبٍ فَأَصَّدَّقَ وَأَكُن مِّنَ الصَّالِحِينَ ۝١٠
Wa anifqoo mim maa razaqnaakum min qabli any-yaatiya ahadakumul mawtu fa yaqoola rabbi law laaa akhkhartaneee ilaaa ajalin qareebin fa assaddaqa wa akum minassaaliheen
📖 Dikany Malagasy
Fa manaova fandaniana amin’izay natolotray ho anareo, mialohan’ny hahatongavan’ny fahafatesana amin'iray aminareo, ka hiteny hoe : Tompo ô ! raha mba nomenao fe-potoana kely mantsy aho dia ho nanao fanomezana ary ho isan’ireo olo-mendrika.
🎧 Henoy

📜 Andininy 8-11 — Al-Munafiqun

8يَقُولُونَ لَئِن رَّجَعْنَا إِلَى الْمَدِينَةِ لَيُخْرِجَنَّ الْأَعَزُّ مِنْهَا الْأَذَلَّ ۚ وَلِلَّهِ الْعِزَّةُ وَلِرَسُولِهِ وَلِلْمُؤْمِنِينَ وَلَٰكِنَّ الْمُنَافِقِينَ لَا يَعْلَمُونَ
Hoy izy ireo : raha miverina any Madina izahay dia tsy maintsy havoakan’izay matanjaka avy ao izay osa. Kanefa an’Allah sy ny Irany, ary ireo mpino ny hery fa saingy tsy fantatr’ireo mpihatsaravelatsihy izany.
9يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا لَا تُلْهِكُمْ أَمْوَالُكُمْ وَلَا أَوْلَادُكُمْ عَن ذِكْرِ اللَّهِ ۚ وَمَن يَفْعَلْ ذَٰلِكَ فَأُولَٰئِكَ هُمُ الْخَاسِرُونَ
Fa ianareo mpino ! Aoka tsy hanelingelina anareo amin’ny fahatsiarovana an’Allah ny fanananareo sy ny zanakareo.Ary na iza na iza manao izany dia izy ireo no maty antoka.
10وَأَنفِقُوا مِن مَّا رَزَقْنَاكُم مِّن قَبْلِ أَن يَأْتِيَ أَحَدَكُمُ الْمَوْتُ فَيَقُولَ رَبِّ لَوْلَا أَخَّرْتَنِي إِلَىٰ أَجَلٍ قَرِيبٍ فَأَصَّدَّقَ وَأَكُن مِّنَ الصَّالِحِينَ
Fa manaova fandaniana amin’izay natolotray ho anareo, mialohan’ny hahatongavan’ny fahafatesana amin'iray aminareo, ka hiteny hoe : Tompo ô ! raha mba nomenao fe-potoana kely mantsy aho dia ho nanao fanomezana ary ho isan’ireo olo-mendrika.
11وَلَن يُؤَخِّرَ اللَّهُ نَفْسًا إِذَا جَاءَ أَجَلُهَا ۚ وَاللَّهُ خَبِيرٌ بِمَا تَعْمَلُونَ
Tsy manome fe-potoana ho an’izay olona efa tonga eo amin’ny fetr’androny mihitsy anefa Allah. Fa mahafantatra tanteraka izay ataonareo Izy.
Al-MunafiqunFizahan-takila Koraña
11Andininy
MedinanRevelation
10Andininy

Fandikana — Al-Munafiqun 10

Surah Al-Munafiqun Andininy 10 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa manaova fandaniana amin’izay natolotray ho anareo, mialohan’ny hahatongavan’ny fahafatesana…

Surah Andininy 10/11 — Al-Munafiqun المنافقون (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Munafiqun Henoy, Al-Munafiqun Fandikana, Al-Munafiqun mp3, Al-Munafiqun pdf. Andininy 8–11. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers