Al-A'raf · 133/206
Fandikana Fanononana — Al-A'raf
فَأَرْسَلْنَا عَلَيْهِمُ الطُّوفَانَ وَالْجَرَادَ وَالْقُمَّلَ وَالضَّفَادِعَ وَالدَّمَ آيَاتٍ مُّفَصَّلَاتٍ فَاسْتَكْبَرُوا وَكَانُوا قَوْمًا مُّجْرِمِينَ ۝١٣٣
Fa arsalnaa `alaihimut toofaana waljaraada walqum mala waddafaadi`a waddama Aayaatim mufassalaatin fastakbaroo wa kaanoo qawmam mujrimeen
📖 Dikany Malagasy
Nalefanay tamin’izy ireo ny tondra-drano, ny valala, ny hao, sy ny sahona, ny rà, ho porofo mazava. Nefa nampitombo ny fiavonavonan'izy ireo izany, ka nijanona ho vahoaka mpanao heloka ihany izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 131-135 — Al-A'raf

131فَإِذَا جَاءَتْهُمُ الْحَسَنَةُ قَالُوا لَنَا هَٰذِهِ ۖ وَإِن تُصِبْهُمْ سَيِّئَةٌ يَطَّيَّرُوا بِمُوسَىٰ وَمَن مَّعَهُ ۗ أَلَا إِنَّمَا طَائِرُهُمْ عِندَ اللَّهِ وَلَٰكِنَّ أَكْثَرَهُمْ لَا يَعْلَمُونَ
Ary rehefa tonga tamin’izy ireo ny fahasoavana, dia niteny izy ireo nanao hoe : “Ity dia anjara ho anay” raha tojo haratsiana kosa izy ireo dia nataony fa avy amin’i Mosesy sy ireo mpiara-dia aminy no mahatonga izao, raha ny marina dia miankina amin’I Allah irery ihany ny anjaran’izy ireo, nefa ny ankamaroan’izy ireo dia tsy mahafantatra izany.
132وَقَالُوا مَهْمَا تَأْتِنَا بِهِ مِنْ آيَةٍ لِّتَسْحَرَنَا بِهَا فَمَا نَحْنُ لَكَ بِمُؤْمِنِينَ
Ary niteny izy ireo nanao hoe : “N'inon'inona ny fahagagana entinao sy hahasodoka anay, dia tsy hino anao velively izahay”.
133فَأَرْسَلْنَا عَلَيْهِمُ الطُّوفَانَ وَالْجَرَادَ وَالْقُمَّلَ وَالضَّفَادِعَ وَالدَّمَ آيَاتٍ مُّفَصَّلَاتٍ فَاسْتَكْبَرُوا وَكَانُوا قَوْمًا مُّجْرِمِينَ
Nalefanay tamin’izy ireo ny tondra-drano, ny valala, ny hao, sy ny sahona, ny rà, ho porofo mazava. Nefa nampitombo ny fiavonavonan'izy ireo izany, ka nijanona ho vahoaka mpanao heloka ihany izy ireo.
134وَلَمَّا وَقَعَ عَلَيْهِمُ الرِّجْزُ قَالُوا يَا مُوسَى ادْعُ لَنَا رَبَّكَ بِمَا عَهِدَ عِندَكَ ۖ لَئِن كَشَفْتَ عَنَّا الرِّجْزَ لَنُؤْمِنَنَّ لَكَ وَلَنُرْسِلَنَّ مَعَكَ بَنِي إِسْرَائِيلَ
Rehefa nihatra tamin’izy ireo ny sazy dia niteny izy ireo nanao hoe : “O ry Mosesy ! Mangataha ianao ho anay amin’ny Tomponao amin’ny fifanekena izay nomeny anao. Raha esorinao aminay tokoa ny sazy dia tena hino Anao izahay, ary alefanay hiaraka Aminao ireo zanak’Israely”.
135فَلَمَّا كَشَفْنَا عَنْهُمُ الرِّجْزَ إِلَىٰ أَجَلٍ هُم بَالِغُوهُ إِذَا هُمْ يَنكُثُونَ
Ka rehefa nesorinay tamin’izy ireo ny sazy ho amin’ny fotoana farany izay tratran’izy ireo, dia indro fa nivadika tamin’ny fanekena izy ireo.
Al-A'rafFizahan-takila Koraña
206Andininy
MeccanRevelation
133Andininy

Fandikana — Al-A'raf 133

Surah Al-A'raf Andininy 133 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Nalefanay tamin’izy ireo ny tondra-drano, ny valala, ny hao, sy…

Surah Andininy 133/206 — Al-A'raf الأعراف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-A'raf Henoy, Al-A'raf Fandikana, Al-A'raf mp3, Al-A'raf pdf. Andininy 131–135. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers