Al-Muddaththir · 38/56
Fandikana Fanononana — Al-Muddaththir
كُلُّ نَفْسٍ بِمَا كَسَبَتْ رَهِينَةٌ ۝٣٨
Kullu nafsim bim kasabat raheenah
📖 Dikany Malagasy
Takalon'aina ho an'izay nataony ny fanahy tsirairay.
🎧 Henoy

📜 Andininy 36-40 — Al-Muddaththir

36نَذِيرًا لِّلْبَشَرِ
Ho fampitandremana ny olombelona.
37لِمَن شَاءَ مِنكُمْ أَن يَتَقَدَّمَ أَوْ يَتَأَخَّرَ
Ho an'izay te-handroso na te-hihemotra aminareo.
38كُلُّ نَفْسٍ بِمَا كَسَبَتْ رَهِينَةٌ
Takalon'aina ho an'izay nataony ny fanahy tsirairay.
39إِلَّا أَصْحَابَ الْيَمِينِ
Afa-tsy ireo olon'ny ankavanana.
40فِي جَنَّاتٍ يَتَسَاءَلُونَ
Izay ao amin'ny zaridaina ka hifampanontany.
Al-MuddaththirFizahan-takila Koraña
56Andininy
MeccanRevelation
38Andininy

Fandikana — Al-Muddaththir 38

Surah Al-Muddaththir Andininy 38 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Takalon'aina ho an'izay nataony ny fanahy tsirairay.

Surah Andininy 38/56 — Al-Muddaththir المدثر (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Muddaththir Henoy, Al-Muddaththir Fandikana, Al-Muddaththir mp3, Al-Muddaththir pdf. Andininy 36–40. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers