Al-Mursalat · 3/50
Fandikana Fanononana — Al-Mursalat
وَالنَّاشِرَاتِ نَشْرًا ۝٣
Wannaashiraati nashraa
📖 Dikany Malagasy
Ary niparitaka tanteraka (tamin'ny toerana rehetra).

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Al-Mursalat

1وَالْمُرْسَلَاتِ عُرْفًا
Mianiana amin'ireo nalefa nifanesy Aho.
2فَالْعَاصِفَاتِ عَصْفًا
Izay mifofofofo mafy !
3وَالنَّاشِرَاتِ نَشْرًا
Ary niparitaka tanteraka (tamin'ny toerana rehetra).
4فَالْفَارِقَاتِ فَرْقًا
Mianiana amin'ireo mpanasaraka mazava (ny tsara sy ny ratsy) Aho,
5فَالْمُلْقِيَاتِ ذِكْرًا
Izay mandefa fampahatsiarovana.
Al-MursalatFizahan-takila Koraña
50Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — Al-Mursalat 3

Surah Al-Mursalat Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary niparitaka tanteraka (tamin'ny toerana rehetra).

Surah Andininy 3/50 — Al-Mursalat المرسلات (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Mursalat Henoy, Al-Mursalat Fandikana, Al-Mursalat mp3, Al-Mursalat pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers