Al-Buruj · 11/22
Fandikana Fanononana — Al-Buruj
إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ لَهُمْ جَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْكَبِيرُ ۝١١
Innal lazeena aamanoo wa `amilus saalihaati lahum Jannaatun tajree min tahtihal anhaar; zaalikal fawzul kabeer
📖 Dikany Malagasy
Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa kosa dia hahazo ny paradisa izay ahitana renirano mikoriana eo ambany; izany no tena fahombiazana lehibe.

🎧 Henoy


📜 Andininy 9-13 — Al-Buruj

9الَّذِي لَهُ مُلْكُ السَّمَاوَاتِ وَالْأَرْضِ ۚ وَاللَّهُ عَلَىٰ كُلِّ شَيْءٍ شَهِيدٌ
Azy ny fanjakan'ny lanitra sy ny tany; Allah ilay vavolombelona amin'ny zava-drehetra,
10إِنَّ الَّذِينَ فَتَنُوا الْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ ثُمَّ لَمْ يَتُوبُوا فَلَهُمْ عَذَابُ جَهَنَّمَ وَلَهُمْ عَذَابُ الْحَرِيقِ
Tena marina, fa ireo izay nampijaly ny mpino, ka tsy mibebaka tamin'izany dia hahazo ny famaizana ao amin'ny Afo be ary ho dorana,
11إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ لَهُمْ جَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْكَبِيرُ
Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa kosa dia hahazo ny paradisa izay ahitana renirano mikoriana eo ambany; izany no tena fahombiazana lehibe.
12إِنَّ بَطْشَ رَبِّكَ لَشَدِيدٌ
Marina fa ny sazy avy amin'ny Tomponao dia mahery vaika.
13إِنَّهُ هُوَ يُبْدِئُ وَيُعِيدُ
Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany koa no hanangana indray ny amin'ny maty.
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
11Andininy

Fandikana — Al-Buruj 11

Surah Al-Buruj Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa kosa…

Surah Andininy 11/22 — Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Buruj Henoy, Al-Buruj Fandikana, Al-Buruj mp3, Al-Buruj pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers