Al-Buruj · 12/22
Fandikana Fanononana — Al-Buruj
إِنَّ بَطْشَ رَبِّكَ لَشَدِيدٌ ١٢
Transliteration
Inna batsha Rabbika lashadeed
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Marina fa ny sazy avy amin'ny Tomponao dia mahery vaika.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 10-14 — Al-Buruj
10إِنَّ الَّذِينَ فَتَنُوا الْمُؤْمِنِينَ وَالْمُؤْمِنَاتِ ثُمَّ لَمْ يَتُوبُوا فَلَهُمْ عَذَابُ جَهَنَّمَ وَلَهُمْ عَذَابُ الْحَرِيقِ
Tena marina, fa ireo izay nampijaly ny mpino, ka tsy mibebaka tamin'izany dia hahazo ny famaizana ao amin'ny Afo be ary ho dorana,
11إِنَّ الَّذِينَ آمَنُوا وَعَمِلُوا الصَّالِحَاتِ لَهُمْ جَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ ۚ ذَٰلِكَ الْفَوْزُ الْكَبِيرُ
Fa ireo izay nino sy nanao ny asa soa kosa dia hahazo ny paradisa izay ahitana renirano mikoriana eo ambany; izany no tena fahombiazana lehibe.
12إِنَّ بَطْشَ رَبِّكَ لَشَدِيدٌ
Marina fa ny sazy avy amin'ny Tomponao dia mahery vaika.
13إِنَّهُ هُوَ يُبْدِئُ وَيُعِيدُ
Ary Izy ilay mpahary ny tany am-piandohana, ary Izy ihany koa no hanangana indray ny amin'ny maty.
14وَهُوَ الْغَفُورُ الْوَدُودُ
Izy ilay mpamela heloka sy be fitiavana,
Al-BurujFizahan-takila Koraña
22Andininy
MeccanRevelation
12Andininy
Fandikana — Al-Buruj 12
Surah Al-Buruj Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Marina fa ny sazy avy amin'ny Tomponao dia mahery vaika.Surah Andininy 12/22 — Al-Buruj البروج (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Buruj Henoy, Al-Buruj Fandikana, Al-Buruj mp3, Al-Buruj pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








