Al-Qari'ah · 8/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qari'ah
وَأَمَّا مَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ ۝٨
Wa amma man khaffat mawa zeenuh
📖 Dikany Malagasy
Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.

🎧 Henoy


📜 Andininy 6-10 — Surah Al-Qari'ah

6فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.
7فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !
8وَأَمَّا مَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ
Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.
9فَأُمُّهُ هَاوِيَةٌ
Ny lavaka mangitsongitsoka no fonenan'izy ireo.
10وَمَا أَدْرَاكَ مَا هِيَهْ
Moa va fantatrao izany lavaka mangitsokitsoka izany ?
Al-Qari'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
8Andininy

Fandikana — Al-Qari'ah 8

Surah Al-Qari'ah Andininy 8 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.

Surah Andininy 8/11 — Surah Al-Qari'ah القارعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qari'ah Henoy, Surah Al-Qari'ah Fandikana, Surah Al-Qari'ah mp3, Surah Al-Qari'ah pdf. Andininy 6–10. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, September 8, 2026

Don't forget us in your sincere prayers