Al-Qari'ah · 7/11
Fandikana Fanononana — Surah Al-Qari'ah
فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ ۝٧
Fahuwa fee `ishatir raadiyah
📖 Dikany Malagasy
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 5-9 — Surah Al-Qari'ah

5وَتَكُونُ الْجِبَالُ كَالْعِهْنِ الْمَنفُوشِ
Sy ireo tendrombohitra ho toy ny volon'ondry voahety.
6فَأَمَّا مَن ثَقُلَتْ مَوَازِينُهُ
Ka ho an'izay mavesa-danja ny asa soa vitany.
7فَهُوَ فِي عِيشَةٍ رَّاضِيَةٍ
Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !
8وَأَمَّا مَنْ خَفَّتْ مَوَازِينُهُ
Fa ho an'izay maivan-danja kosa ny asa soa vitany.
9فَأُمُّهُ هَاوِيَةٌ
Ny lavaka mangitsongitsoka no fonenan'izy ireo.
Al-Qari'ahFizahan-takila Koraña
11Andininy
MeccanRevelation
7Andininy

Fandikana — Al-Qari'ah 7

Surah Al-Qari'ah Andininy 7 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ho ao anatin'ny fiainam-pahasambarana feno fankasitrahana izy ireo !

Surah Andininy 7/11 — Surah Al-Qari'ah القارعة (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Qari'ah Henoy, Surah Al-Qari'ah Fandikana, Surah Al-Qari'ah mp3, Surah Al-Qari'ah pdf. Andininy 5–9. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers