Yosofy · 47/111
Fandikana Fanononana — Surah Yosofy
قَالَ تَزْرَعُونَ سَبْعَ سِنِينَ دَأَبًا فَمَا حَصَدتُّمْ فَذَرُوهُ فِي سُنبُلِهِ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّا تَأْكُلُونَ ۝٤٧
Qaala tazra`oona sab`a sineena da aban famaa basattum fazaroohu fee sumbu liheee illaa qaleelam mimmaa taakuloon
📖 Dikany Malagasy
Namaly izy (Josefa) ka nanao hoe : “ Aoka hamboly mandritry ny fito taona misesy Ianareo.Izay rehetra voanjinjanareo dia avelao amin’ny salohiny, afa-tsy izay kelikely ho haninareo.

🎧 Henoy


📜 Andininy 45-49 — Surah Yosofy

45وَقَالَ الَّذِي نَجَا مِنْهُمَا وَادَّكَرَ بَعْدَ أُمَّةٍ أَنَا أُنَبِّئُكُم بِتَأْوِيلِهِ فَأَرْسِلُونِ
Ary niteny ny iray tamin’izy roalahy izay afaka tao am-ponja taorian’ny fotoana fohy nahatsiarovany : “ Omeko Anareo ny dikany ka alefaso àry Aho ”.
46يُوسُفُ أَيُّهَا الصِّدِّيقُ أَفْتِنَا فِي سَبْعِ بَقَرَاتٍ سِمَانٍ يَأْكُلُهُنَّ سَبْعٌ عِجَافٌ وَسَبْعِ سُنبُلَاتٍ خُضْرٍ وَأُخَرَ يَابِسَاتٍ لَّعَلِّي أَرْجِعُ إِلَى النَّاسِ لَعَلَّهُمْ يَعْلَمُونَ
“ Oh ry Yosofa, Ianao ilay olona marina ! Hazavao Aminay ny momba’ny omby vavy matavy fito nohanin’ny omby vavy mahia fito, sy salohin-java-maniry maitso fito ary salohin-java-maniry maina hafa mitovy isa Aminy, mba hiverenako amin’ireo olona, angamba ahafantatra ny dikan’izany nofy izany izy ireo ”.
47قَالَ تَزْرَعُونَ سَبْعَ سِنِينَ دَأَبًا فَمَا حَصَدتُّمْ فَذَرُوهُ فِي سُنبُلِهِ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّا تَأْكُلُونَ
Namaly izy (Josefa) ka nanao hoe : “ Aoka hamboly mandritry ny fito taona misesy Ianareo.Izay rehetra voanjinjanareo dia avelao amin’ny salohiny, afa-tsy izay kelikely ho haninareo.
48ثُمَّ يَأْتِي مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ سَبْعٌ شِدَادٌ يَأْكُلْنَ مَا قَدَّمْتُمْ لَهُنَّ إِلَّا قَلِيلًا مِّمَّا تُحْصِنُونَ
Ary manaraka izany dia hisy fito taona ny hain-tany sy ny mosary ihinananareo izay nangoninareo afa-tsy ireo kelikely ataonareo voa hafafy.
49ثُمَّ يَأْتِي مِن بَعْدِ ذَٰلِكَ عَامٌ فِيهِ يُغَاثُ النَّاسُ وَفِيهِ يَعْصِرُونَ
Ary avy eo, dia hisy taona iray hamonjena ny olona (amin’ny alalan’ny orana) ka handeha izy ireo eny amin’ny famiazam-boankazo.
YosofyFizahan-takila Koraña
111Andininy
MeccanRevelation
47Andininy

Fandikana — Yosofy 47

Surah Yosofy Andininy 47 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Namaly izy (Josefa) ka nanao hoe : “ Aoka hamboly…

Surah Andininy 47/111 — Surah Yosofy يوسف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Yosofy Henoy, Surah Yosofy Fandikana, Surah Yosofy mp3, Surah Yosofy pdf. Andininy 45–49. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers