Ar-Ra'd · 21/43
Fandikana Fanononana — Ar-Ra'd
وَالَّذِينَ يَصِلُونَ مَا أَمَرَ اللَّهُ بِهِ أَن يُوصَلَ وَيَخْشَوْنَ رَبَّهُمْ وَيَخَافُونَ سُوءَ الْحِسَابِ ٢١
Transliteration
Wallazeena yasiloona maaa amaral laahu bihee an yoosala wa yakhshawna Rabbahum wa yakhaafoona sooo`al hisaab
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ireo nampihavana izay nodidin’i Allah hihavana, ka natahotra ny Tompony izy ireo ary matahotra ny ho ratsy tatitra (fiafarana) amin’ny fitsarana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 19-23 — Ar-Ra'd
19۞ أَفَمَن يَعْلَمُ أَنَّمَا أُنزِلَ إِلَيْكَ مِن رَّبِّكَ الْحَقُّ كَمَنْ هُوَ أَعْمَىٰ ۚ إِنَّمَا يَتَذَكَّرُ أُولُو الْأَلْبَابِ
Moa ve izay mahafantatra fa izay nampidinina Taminao avy amin’ny Tomponao dia ny fahamarinana, ka mitovy amin’izay jamba ? Ireo manan-tsaina irery ihany no mahatsapa izany,
20الَّذِينَ يُوفُونَ بِعَهْدِ اللَّهِ وَلَا يَنقُضُونَ الْمِيثَاقَ
Ireo izay nanatanteraka ny fifanarahan’izy ireo tamin’i Allah sy izay tsy nitsipaka izany fifanarahana izany,
21وَالَّذِينَ يَصِلُونَ مَا أَمَرَ اللَّهُ بِهِ أَن يُوصَلَ وَيَخْشَوْنَ رَبَّهُمْ وَيَخَافُونَ سُوءَ الْحِسَابِ
Ireo nampihavana izay nodidin’i Allah hihavana, ka natahotra ny Tompony izy ireo ary matahotra ny ho ratsy tatitra (fiafarana) amin’ny fitsarana.
22وَالَّذِينَ صَبَرُوا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِمْ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَأَنفَقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً وَيَدْرَءُونَ بِالْحَسَنَةِ السَّيِّئَةَ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary ireo izay maharitra amin’ny fikatsahana ny fankasitrahan’i Tompon’izy ireo, manatanteraka ny Soalat, sy mandany izay (fananana) nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary ary manohitra ny ratsy amin’ny tsara, ho azy ireo ny fonenana tsara any am-parany.
23جَنَّاتُ عَدْنٍ يَدْخُلُونَهَا وَمَن صَلَحَ مِنْ آبَائِهِمْ وَأَزْوَاجِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ ۖ وَالْمَلَائِكَةُ يَدْخُلُونَ عَلَيْهِم مِّن كُلِّ بَابٍ
Ny zaridaina Edena izay hidiran’izy ireo, sy ireo mpino mendrika avy amin’ny razambeny, ireo vadiny, ary ireo taranany dia hiditra ao amin’izy ireo, isam-baravarana ireo Anjely.
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
21Andininy
Fandikana — Ar-Ra'd 21
Surah Ar-Ra'd Andininy 21 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo nampihavana izay nodidin’i Allah hihavana, ka natahotra ny Tompony…Surah Andininy 21/43 — Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Ar-Ra'd Henoy, Ar-Ra'd Fandikana, Ar-Ra'd mp3, Ar-Ra'd pdf. Andininy 19–23. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








