Ar-Ra'd · 22/43
Fandikana Fanononana — Surah Ar-Ra'd
وَالَّذِينَ صَبَرُوا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِمْ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَأَنفَقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً وَيَدْرَءُونَ بِالْحَسَنَةِ السَّيِّئَةَ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عُقْبَى الدَّارِ ۝٢٢
Wallazeena sabarub tighaaa`a Wajhi Rabbihim wa aqaamus Salaata wa anfaqoo mimmaa razaqnaahum sirranw wa `alaaniyatanw wa yadra`oona bilhasanatis saiyi`ata ulaaa`ika lahum `uqbad daar
📖 Dikany Malagasy
Ary ireo izay maharitra amin’ny fikatsahana ny fankasitrahan’i Tompon’izy ireo, manatanteraka ny Soalat, sy mandany izay (fananana) nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary ary manohitra ny ratsy amin’ny tsara, ho azy ireo ny fonenana tsara any am-parany.

M Mishary Rashid Alafasy ✓
M Mahmoud Khalil Al-Husary ✓
A Abdurrahman As-Sudais ✓
M Mohamed Siddiq Al-Minshawi ✓
A Abdul Basit Abdul Samad ✓
A Ali Al-Hudhaify ✓
A Ahmed ibn Ali al-Ajamy ✓
A Abu Bakr Ash-Shaatree ✓
M Muhammad Ayyoub ✓
A Abdullah Basfar ✓
A Abdullah Al-Juhani ✓
M Maher Al Muaiqly ✓
0:00
0:00


📜 Andininy 20-24 — Surah Ar-Ra'd

20الَّذِينَ يُوفُونَ بِعَهْدِ اللَّهِ وَلَا يَنقُضُونَ الْمِيثَاقَ
Ireo izay nanatanteraka ny fifanarahan’izy ireo tamin’i Allah sy izay tsy nitsipaka izany fifanarahana izany,
21وَالَّذِينَ يَصِلُونَ مَا أَمَرَ اللَّهُ بِهِ أَن يُوصَلَ وَيَخْشَوْنَ رَبَّهُمْ وَيَخَافُونَ سُوءَ الْحِسَابِ
Ireo nampihavana izay nodidin’i Allah hihavana, ka natahotra ny Tompony izy ireo ary matahotra ny ho ratsy tatitra (fiafarana) amin’ny fitsarana.
22وَالَّذِينَ صَبَرُوا ابْتِغَاءَ وَجْهِ رَبِّهِمْ وَأَقَامُوا الصَّلَاةَ وَأَنفَقُوا مِمَّا رَزَقْنَاهُمْ سِرًّا وَعَلَانِيَةً وَيَدْرَءُونَ بِالْحَسَنَةِ السَّيِّئَةَ أُولَٰئِكَ لَهُمْ عُقْبَى الدَّارِ
Ary ireo izay maharitra amin’ny fikatsahana ny fankasitrahan’i Tompon’izy ireo, manatanteraka ny Soalat, sy mandany izay (fananana) nomenay azy ireo, ankihafina na ankarihary ary manohitra ny ratsy amin’ny tsara, ho azy ireo ny fonenana tsara any am-parany.
23جَنَّاتُ عَدْنٍ يَدْخُلُونَهَا وَمَن صَلَحَ مِنْ آبَائِهِمْ وَأَزْوَاجِهِمْ وَذُرِّيَّاتِهِمْ ۖ وَالْمَلَائِكَةُ يَدْخُلُونَ عَلَيْهِم مِّن كُلِّ بَابٍ
Ny zaridaina Edena izay hidiran’izy ireo, sy ireo mpino mendrika avy amin’ny razambeny, ireo vadiny, ary ireo taranany dia hiditra ao amin’izy ireo, isam-baravarana ireo Anjely.
24سَلَامٌ عَلَيْكُم بِمَا صَبَرْتُمْ ۚ فَنِعْمَ عُقْبَى الدَّارِ
“ Fiadanana ho Anareo, noho izay niharetanareo ! ” ho tsara tokoa ny fonenanareo any am-parany ! ”
Ar-Ra'dFizahan-takila Koraña
43Andininy
MedinanRevelation
22Andininy

Fandikana — Ar-Ra'd 22

Surah Ar-Ra'd Andininy 22 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary ireo izay maharitra amin’ny fikatsahana ny fankasitrahan’i Tompon’izy ireo,…

Surah Andininy 22/43 — Surah Ar-Ra'd الرعد (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Ar-Ra'd Henoy, Surah Ar-Ra'd Fandikana, Surah Ar-Ra'd mp3, Surah Ar-Ra'd pdf. Andininy 20–24. Dikany Malagasy: Kiswahili.





Koraña Masina


Monday, September 28, 2026

Don't forget us in your sincere prayers