Al-Kahf · 6/110
Fandikana Fanononana — Surah Al-Kahf
فَلَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ عَلَىٰ آثَارِهِمْ إِن لَّمْ يُؤْمِنُوا بِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَسَفًا ۝٦
Fala`allaka baakhi`un nafsaka `alaaa aasaarihim illam yu;minoo bihaazal hadeesi asafaa
📖 Dikany Malagasy
Ary angamba ianao (ry Mohamady) hamono ny tenanao amin’ny alahelo nohon’ny fandavan’izy ireo raha tsy mino ity lahateny ity izy ireo !

🎧 Henoy


📜 Andininy 4-8 — Surah Al-Kahf

4وَيُنذِرَ الَّذِينَ قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا
Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray zanaka lahy ho Azy !
5مَّا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ وَلَا لِآبَائِهِمْ ۚ كَبُرَتْ كَلِمَةً تَخْرُجُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ ۚ إِن يَقُولُونَ إِلَّا كَذِبًا
Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa. Maharikoriko ny teny izay mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo ! Tsy miteny afa-tsy ny lainga izy ireo.
6فَلَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ عَلَىٰ آثَارِهِمْ إِن لَّمْ يُؤْمِنُوا بِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَسَفًا
Ary angamba ianao (ry Mohamady) hamono ny tenanao amin’ny alahelo nohon’ny fandavan’izy ireo raha tsy mino ity lahateny ity izy ireo !
7إِنَّا جَعَلْنَا مَا عَلَى الْأَرْضِ زِينَةً لَّهَا لِنَبْلُوَهُمْ أَيُّهُمْ أَحْسَنُ عَمَلًا
Marina fa nataonay izay rehetra eto ambonin’ny tany ho haingony, mba hitsapanay azy ireo hoe iza amin’izy ireo no tena mpanao ny asa soa.
8وَإِنَّا لَجَاعِلُونَ مَا عَلَيْهَا صَعِيدًا جُرُزًا
Ary marina fa Izahay dia hanao izay rehetra eo aminy (tany) ho karakaina.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
6Andininy

Fandikana — Al-Kahf 6

Surah Al-Kahf Andininy 6 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary angamba ianao (ry Mohamady) hamono ny tenanao amin’ny alahelo…

Surah Andininy 6/110 — Surah Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Al-Kahf Henoy, Surah Al-Kahf Fandikana, Surah Al-Kahf mp3, Surah Al-Kahf pdf. Andininy 4–8. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers