Al-Kahf · 5/110
Fandikana Fanononana — Al-Kahf
مَّا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ وَلَا لِآبَائِهِمْ ۚ كَبُرَتْ كَلِمَةً تَخْرُجُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ ۚ إِن يَقُولُونَ إِلَّا كَذِبًا ۝٥
Maa lahum bihee min `ilminw wa laa li aabaaa`ihim; kaburat kalimatan takhruju min afwaahihim; iny yaqooloona illaa kazibaa
📖 Dikany Malagasy
Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa. Maharikoriko ny teny izay mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo ! Tsy miteny afa-tsy ny lainga izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 3-7 — Al-Kahf

3مَّاكِثِينَ فِيهِ أَبَدًا
Hitoetra ao mandrakizay izy ireo.
4وَيُنذِرَ الَّذِينَ قَالُوا اتَّخَذَ اللَّهُ وَلَدًا
Ary hampitandrina ireo izay niteny hoe : “Allah dia nandray zanaka lahy ho Azy !
5مَّا لَهُم بِهِ مِنْ عِلْمٍ وَلَا لِآبَائِهِمْ ۚ كَبُرَتْ كَلِمَةً تَخْرُجُ مِنْ أَفْوَاهِهِمْ ۚ إِن يَقُولُونَ إِلَّا كَذِبًا
Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa. Maharikoriko ny teny izay mivoaka avy amin’ny vavan’izy ireo ! Tsy miteny afa-tsy ny lainga izy ireo.
6فَلَعَلَّكَ بَاخِعٌ نَّفْسَكَ عَلَىٰ آثَارِهِمْ إِن لَّمْ يُؤْمِنُوا بِهَٰذَا الْحَدِيثِ أَسَفًا
Ary angamba ianao (ry Mohamady) hamono ny tenanao amin’ny alahelo nohon’ny fandavan’izy ireo raha tsy mino ity lahateny ity izy ireo !
7إِنَّا جَعَلْنَا مَا عَلَى الْأَرْضِ زِينَةً لَّهَا لِنَبْلُوَهُمْ أَيُّهُمْ أَحْسَنُ عَمَلًا
Marina fa nataonay izay rehetra eto ambonin’ny tany ho haingony, mba hitsapanay azy ireo hoe iza amin’izy ireo no tena mpanao ny asa soa.
Al-KahfFizahan-takila Koraña
110Andininy
MeccanRevelation
5Andininy

Fandikana — Al-Kahf 5

Surah Al-Kahf Andininy 5 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tsy manam-pahalalana momba izany izy ireo, na ireo razambeny koa.…

Surah Andininy 5/110 — Al-Kahf الكهف (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Kahf Henoy, Al-Kahf Fandikana, Al-Kahf mp3, Al-Kahf pdf. Andininy 3–7. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers