Taha · 13/135
Fandikana Fanononana — Taha
وَأَنَا اخْتَرْتُكَ فَاسْتَمِعْ لِمَا يُوحَىٰ ۝١٣
Wa anakhtartuka fastami` limaa yoohaa
📖 Dikany Malagasy
Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko.
🎧 Henoy

📜 Andininy 11-15 — Taha

11فَلَمَّا أَتَاهَا نُودِيَ يَا مُوسَىٰ
Ary nony tonga teo izy, dia nisy feo niantso azy hoe : “ Ry Moussa ! "
12إِنِّي أَنَا رَبُّكَ فَاخْلَعْ نَعْلَيْكَ ۖ إِنَّكَ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Izaho no Tomponao ! Esory ny Kapanao, satria eo amin’ny lohasaha masina, “ Towa ” Ianao.
13وَأَنَا اخْتَرْتُكَ فَاسْتَمِعْ لِمَا يُوحَىٰ
Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko.
14إِنَّنِي أَنَا اللَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاعْبُدْنِي وَأَقِمِ الصَّلَاةَ لِذِكْرِي
Marina fa Izaho no Allah, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izaho ihany. Aoka hanompo Ahy Ianao, ka tanteraho ny Soalat (vavaka) ho fahatsiarovana Ahy.
15إِنَّ السَّاعَةَ آتِيَةٌ أَكَادُ أُخْفِيهَا لِتُجْزَىٰ كُلُّ نَفْسٍ بِمَا تَسْعَىٰ
Tena ho avy tokoa ilay Ora. Nefa afeniko ihany izany, mba ho voavaly araka ny ezaka nataony ny fanahy tsirairay.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
13Andininy

Fandikana — Taha 13

Surah Taha Andininy 13 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko.

Surah Andininy 13/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 11–15. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers