Taha · 12/135
Fandikana Fanononana — Taha
إِنِّي أَنَا رَبُّكَ فَاخْلَعْ نَعْلَيْكَ ۖ إِنَّكَ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى ۝١٢
Inneee Ana Rabbuka fakhla` na`laika innaka bilwaadil muqaddasi Tuwaa
📖 Dikany Malagasy
Izaho no Tomponao ! Esory ny Kapanao, satria eo amin’ny lohasaha masina, “ Towa ” Ianao.

🎧 Henoy


📜 Andininy 10-14 — Taha

10إِذْ رَأَىٰ نَارًا فَقَالَ لِأَهْلِهِ امْكُثُوا إِنِّي آنَسْتُ نَارًا لَّعَلِّي آتِيكُم مِّنْهَا بِقَبَسٍ أَوْ أَجِدُ عَلَى النَّارِ هُدًى
Raha nahita afo Izy, dia niteny tamin’ny fianakaviany ka nanao hoe : “ Mijanona eto ianareo ! Fa Izaho dia nahatazana afo tokoa erý lavitra erý, angamba hitondra tapa-porohana ho Anareo Aho, na ahita toro-làlana eo anatrehan’io afo io Aho ”.
11فَلَمَّا أَتَاهَا نُودِيَ يَا مُوسَىٰ
Ary nony tonga teo izy, dia nisy feo niantso azy hoe : “ Ry Moussa ! "
12إِنِّي أَنَا رَبُّكَ فَاخْلَعْ نَعْلَيْكَ ۖ إِنَّكَ بِالْوَادِ الْمُقَدَّسِ طُوًى
Izaho no Tomponao ! Esory ny Kapanao, satria eo amin’ny lohasaha masina, “ Towa ” Ianao.
13وَأَنَا اخْتَرْتُكَ فَاسْتَمِعْ لِمَا يُوحَىٰ
Izaho no nisafidy Anao, ka henoy àry izay holazaiko.
14إِنَّنِي أَنَا اللَّهُ لَا إِلَٰهَ إِلَّا أَنَا فَاعْبُدْنِي وَأَقِمِ الصَّلَاةَ لِذِكْرِي
Marina fa Izaho no Allah, tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Izaho ihany. Aoka hanompo Ahy Ianao, ka tanteraho ny Soalat (vavaka) ho fahatsiarovana Ahy.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
12Andininy

Fandikana — Taha 12

Surah Taha Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Izaho no Tomponao ! Esory ny Kapanao, satria eo amin’ny…

Surah Andininy 12/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers