Taha · 48/135
Fandikana Fanononana — Taha
إِنَّا قَدْ أُوحِيَ إِلَيْنَا أَنَّ الْعَذَابَ عَلَىٰ مَن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ ٤٨
Transliteration
Innaa qad oohiya ilainaaa annnal `azaaba `alaa man kaz zaba wa tawalla
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Efa nahazo fanambarana Izahay fa, ny famaizana dia natao ho an’ireo izay milaza lainga (ny finoana) sy mitodi-damosina.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 46-50 — Taha
46قَالَ لَا تَخَافَا ۖ إِنَّنِي مَعَكُمَا أَسْمَعُ وَأَرَىٰ
Niteny (i Allah) hoe : “ Aza matahotra ianareo, fa Izaho dia miaraka aminareo hatrany, mandre sy mahita”.
47فَأْتِيَاهُ فَقُولَا إِنَّا رَسُولَا رَبِّكَ فَأَرْسِلْ مَعَنَا بَنِي إِسْرَائِيلَ وَلَا تُعَذِّبْهُمْ ۖ قَدْ جِئْنَاكَ بِآيَةٍ مِّن رَّبِّكَ ۖ وَالسَّلَامُ عَلَىٰ مَنِ اتَّبَعَ الْهُدَىٰ
Mandehana any aminy ianareo, ary teneno (izy) hoe : “Izahay dia Iraky ny Tomponao. koa alefaso miaraka aminay ireo Zanak’Israely, fa aza ampijaliana intsony. Tonga eto aminao izahay miaraka amin’ny porofo avy amin’ny Tomponao. Ary ny fiadanana anie ho an’izay manaraka ny làla-mahitsy”.
48إِنَّا قَدْ أُوحِيَ إِلَيْنَا أَنَّ الْعَذَابَ عَلَىٰ مَن كَذَّبَ وَتَوَلَّىٰ
Efa nahazo fanambarana Izahay fa, ny famaizana dia natao ho an’ireo izay milaza lainga (ny finoana) sy mitodi-damosina.
49قَالَ فَمَن رَّبُّكُمَا يَا مُوسَىٰ
Niteny Izy (Faraona) ka nanao hoe : “ Iza àry no Tomponareo ry Mosa ? ”
50قَالَ رَبُّنَا الَّذِي أَعْطَىٰ كُلَّ شَيْءٍ خَلْقَهُ ثُمَّ هَدَىٰ
Niteny Izy (Mosa) : “ Ny Tomponay, dia ilay nanome endrika ny zavatra tsirairay, avy eo dia nitari-dàlana Azy Izy ”.
TahaFizahan-takila Koraña
135Andininy
MeccanRevelation
48Andininy
Fandikana — Taha 48
Surah Taha Andininy 48 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Efa nahazo fanambarana Izahay fa, ny famaizana dia natao ho…Surah Andininy 48/135 — Taha طه (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Taha Henoy, Taha Fandikana, Taha mp3, Taha pdf. Andininy 46–50. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








