An-Naml · 3/93
Fandikana Fanononana — Surah An-Naml
الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ ۝٣
Allazeena yuqeemoonas Salaata wa yu`toonaz Zakaata wa hum bil Aakhirati hum yooqinoon
📖 Dikany Malagasy
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any ankoatra.

🎧 Henoy


📜 Andininy 1-5 — Surah An-Naml

1طس ۚ تِلْكَ آيَاتُ الْقُرْآنِ وَكِتَابٍ مُّبِينٍ
Twa, Sin. Indro ireo andinin’ny Kor’any, sy ny Boky mazava.
2هُدًى وَبُشْرَىٰ لِلْمُؤْمِنِينَ
Tari-dalana sy vaovao tsara ho an’ireo mpino.
3الَّذِينَ يُقِيمُونَ الصَّلَاةَ وَيُؤْتُونَ الزَّكَاةَ وَهُم بِالْآخِرَةِ هُمْ يُوقِنُونَ
Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome ny harena fiantrana (zakat), ary mino amim-pitokisana tanteraka ny any ankoatra.
4إِنَّ الَّذِينَ لَا يُؤْمِنُونَ بِالْآخِرَةِ زَيَّنَّا لَهُمْ أَعْمَالَهُمْ فَهُمْ يَعْمَهُونَ
Hamafisina, fa ireo izay tsy mino ny any ankoatra kosa, dia hatsarainay (eo imason’izy ireo) ny asany, ka ho sahiran-tsaina sy hisalasala izy ireo.
5أُولَٰئِكَ الَّذِينَ لَهُمْ سُوءُ الْعَذَابِ وَهُمْ فِي الْآخِرَةِ هُمُ الْأَخْسَرُونَ
Izy ireo dia ahazo ny sazy ratsy indrindra, ary ho maty antoka indrindra any ankoatra.
An-NamlFizahan-takila Koraña
93Andininy
MeccanRevelation
3Andininy

Fandikana — An-Naml 3

Surah An-Naml Andininy 3 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Dia ireo izay manatanteraka ny vavaka fanompoana (soalat), sy manome…

Surah Andininy 3/93 — Surah An-Naml النمل (Meccan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah An-Naml Henoy, Surah An-Naml Fandikana, Surah An-Naml mp3, Surah An-Naml pdf. Andininy 1–5. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers