Iloaran'i Imrana · 134/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
الَّذِينَ يُنفِقُونَ فِي السَّرَّاءِ وَالضَّرَّاءِ وَالْكَاظِمِينَ الْغَيْظَ وَالْعَافِينَ عَنِ النَّاسِ ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ ۝١٣٤
Allazeena yunfiqoona fissarraaa`i waddarraaa`i wal kaazimeenal ghaiza wal aafeena `anin-naas; wallaahu yuhibbul muhsineen
📖 Dikany Malagasy
Ireo izay mamoaka ny harenan'izy ireo ao am-pahalalahana sy an-katerena, sy mahafehy ny hatezeran'izy ireo, ary mahalefitra amin’Olombelona. Ary i Allah dia tia ireo mpanao ny tsara.
🎧 Henoy

📜 Andininy 132-136 — Iloaran'i Imrana

132وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary ankatoavinareo i Allah sy ny Iraka, angamba hahazo famindram-po Ianareo.
133۞ وَسَارِعُوا إِلَىٰ مَغْفِرَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ وَجَنَّةٍ عَرْضُهَا السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ أُعِدَّتْ لِلْمُتَّقِينَ
Ary mifaninàna Ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo, ary ho any amin’ny Zaridaina (Paradisa) izay midadasika toy ireo lanitra sy ny tany, izay efa nomanina ho an’ireo manam-patahorana.
134الَّذِينَ يُنفِقُونَ فِي السَّرَّاءِ وَالضَّرَّاءِ وَالْكَاظِمِينَ الْغَيْظَ وَالْعَافِينَ عَنِ النَّاسِ ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ
Ireo izay mamoaka ny harenan'izy ireo ao am-pahalalahana sy an-katerena, sy mahafehy ny hatezeran'izy ireo, ary mahalefitra amin’Olombelona. Ary i Allah dia tia ireo mpanao ny tsara.
135وَالَّذِينَ إِذَا فَعَلُوا فَاحِشَةً أَوْ ظَلَمُوا أَنفُسَهُمْ ذَكَرُوا اللَّهَ فَاسْتَغْفَرُوا لِذُنُوبِهِمْ وَمَن يَغْفِرُ الذُّنُوبَ إِلَّا اللَّهُ وَلَمْ يُصِرُّوا عَلَىٰ مَا فَعَلُوا وَهُمْ يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay, raha nahavita asa vetaveta na nanao ny tsy rariny tamin’ny tenan'izy ireo ka nahatsiaro an’i Allah no sady nifona nohon'ny fahotan'izy ireo, ary iza koa moa no mamela ireo fahotana afa-tsy i Allah ? Ary tsy miziriziry amin’ny ratsy nataon'izy ireo teo aloha izy ireo, ary dia mahafantatra izany izy ireo.
136أُولَٰئِكَ جَزَاؤُهُم مَّغْفِرَةٌ مِّن رَّبِّهِمْ وَجَنَّاتٌ تَجْرِي مِن تَحْتِهَا الْأَنْهَارُ خَالِدِينَ فِيهَا ۚ وَنِعْمَ أَجْرُ الْعَامِلِينَ
Izy ireny no mahazo valisoa, dia ny famelan-keloka avy amin’ny Tompon’izy ireo, ary koa ireo zaridaina (Paradisa) izay misy ireo renirano mikoriana ao ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay izy ireo. Tsara tokoa izany valisoan’ireo mpanao tsara izany !
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
134Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 134

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 134 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ireo izay mamoaka ny harenan'izy ireo ao am-pahalalahana sy an-katerena,…

Surah Andininy 134/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 132–136. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers