Iloaran'i Imrana · 133/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
۞ وَسَارِعُوا إِلَىٰ مَغْفِرَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ وَجَنَّةٍ عَرْضُهَا السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ أُعِدَّتْ لِلْمُتَّقِينَ ١٣٣
Transliteration
Wa saari`ooo ilaa maghfiratim mir Rabbikum wa Jannatin arduhassamaawaatu wal ardu u`iddat lilmuttaqeen
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Ary mifaninàna Ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo, ary ho any amin’ny Zaridaina (Paradisa) izay midadasika toy ireo lanitra sy ny tany, izay efa nomanina ho an’ireo manam-patahorana.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 131-135 — Iloaran'i Imrana
131وَاتَّقُوا النَّارَ الَّتِي أُعِدَّتْ لِلْكَافِرِينَ
Ary matahora ny Afobe izay voahomana ho an’ireo tsy mpino Ianareo.
132وَأَطِيعُوا اللَّهَ وَالرَّسُولَ لَعَلَّكُمْ تُرْحَمُونَ
Ary ankatoavinareo i Allah sy ny Iraka, angamba hahazo famindram-po Ianareo.
133۞ وَسَارِعُوا إِلَىٰ مَغْفِرَةٍ مِّن رَّبِّكُمْ وَجَنَّةٍ عَرْضُهَا السَّمَاوَاتُ وَالْأَرْضُ أُعِدَّتْ لِلْمُتَّقِينَ
Ary mifaninàna Ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo, ary ho any amin’ny Zaridaina (Paradisa) izay midadasika toy ireo lanitra sy ny tany, izay efa nomanina ho an’ireo manam-patahorana.
134الَّذِينَ يُنفِقُونَ فِي السَّرَّاءِ وَالضَّرَّاءِ وَالْكَاظِمِينَ الْغَيْظَ وَالْعَافِينَ عَنِ النَّاسِ ۗ وَاللَّهُ يُحِبُّ الْمُحْسِنِينَ
Ireo izay mamoaka ny harenan'izy ireo ao am-pahalalahana sy an-katerena, sy mahafehy ny hatezeran'izy ireo, ary mahalefitra amin’Olombelona. Ary i Allah dia tia ireo mpanao ny tsara.
135وَالَّذِينَ إِذَا فَعَلُوا فَاحِشَةً أَوْ ظَلَمُوا أَنفُسَهُمْ ذَكَرُوا اللَّهَ فَاسْتَغْفَرُوا لِذُنُوبِهِمْ وَمَن يَغْفِرُ الذُّنُوبَ إِلَّا اللَّهُ وَلَمْ يُصِرُّوا عَلَىٰ مَا فَعَلُوا وَهُمْ يَعْلَمُونَ
Ary ireo izay, raha nahavita asa vetaveta na nanao ny tsy rariny tamin’ny tenan'izy ireo ka nahatsiaro an’i Allah no sady nifona nohon'ny fahotan'izy ireo, ary iza koa moa no mamela ireo fahotana afa-tsy i Allah ? Ary tsy miziriziry amin’ny ratsy nataon'izy ireo teo aloha izy ireo, ary dia mahafantatra izany izy ireo.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
133Andininy
Fandikana — Iloaran'i Imrana 133
Surah Iloaran'i Imrana Andininy 133 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary mifaninàna Ianareo mankany amin’ny famelan-keloka avy amin’ny Tomponareo, ary…Surah Andininy 133/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 131–135. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








