Iloaran'i Imrana · 169/200
Fandikana Fanononana — Iloaran'i Imrana
وَلَا تَحْسَبَنَّ الَّذِينَ قُتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ أَمْوَاتًا ۚ بَلْ أَحْيَاءٌ عِندَ رَبِّهِمْ يُرْزَقُونَ ۝١٦٩
Wa laa tahsabannal lazeena qutiloo fee sabeelillaahi amwaata; bal ahyaaa`un `inda Rabbihim yurzaqoon
📖 Dikany Malagasy
Ary aza mieritreritra mihitsy Ianao fa ireo izay novonoina, teo amin’ny lalàn’i Allah dia maty. Tsy izany ! Tena velona izy ireo eo anatrehan’ny Tompony, mahazo ny anjarany izy ireo.
🎧 Henoy

📜 Andininy 167-171 — Iloaran'i Imrana

167وَلِيَعْلَمَ الَّذِينَ نَافَقُوا ۚ وَقِيلَ لَهُمْ تَعَالَوْا قَاتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ أَوِ ادْفَعُوا ۖ قَالُوا لَوْ نَعْلَمُ قِتَالًا لَّاتَّبَعْنَاكُمْ ۗ هُمْ لِلْكُفْرِ يَوْمَئِذٍ أَقْرَبُ مِنْهُمْ لِلْإِيمَانِ ۚ يَقُولُونَ بِأَفْوَاهِهِم مَّا لَيْسَ فِي قُلُوبِهِمْ ۗ وَاللَّهُ أَعْلَمُ بِمَا يَكْتُمُونَ
Ary ny mba hahafantarana an'ireo izay mihatsaravelatsihy. Ary notenenina izy ireo ka nanao hoe : “ Tongava Ianareo hiady amin’ny lalàn’i Allah, na atoseho (ireo fahavalo) ”. Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Raha nahay niady Izahay dia tena nanaraka Anareo ”. Izy ireo, tamin’izany Andro izany, dia tsy ny finoana no akaiky azy ireo bebe kokoa noho ny finoana. Izy ireo dia miteny amin’ny vavany izay tsy ao am-pony velively. Ary i Allah dia tena mahafantatra izay afenin’izy ireo.
168الَّذِينَ قَالُوا لِإِخْوَانِهِمْ وَقَعَدُوا لَوْ أَطَاعُونَا مَا قُتِلُوا ۗ قُلْ فَادْرَءُوا عَنْ أَنفُسِكُمُ الْمَوْتَ إِن كُنتُمْ صَادِقِينَ
Ireo izay niteny tamin’ireo rahalahiny, sady nijanona tsy nandeha ka niteny nanao hoe : “ Raha nanaraka ny teninay izy ireo dia tsy mba maty novonoina ” ka Teneno ny hoe : “ Dia arovy tsy iharan’ny fahafatesana àry ny Tenanareo, raha marina ny Anareo ”.
169وَلَا تَحْسَبَنَّ الَّذِينَ قُتِلُوا فِي سَبِيلِ اللَّهِ أَمْوَاتًا ۚ بَلْ أَحْيَاءٌ عِندَ رَبِّهِمْ يُرْزَقُونَ
Ary aza mieritreritra mihitsy Ianao fa ireo izay novonoina, teo amin’ny lalàn’i Allah dia maty. Tsy izany ! Tena velona izy ireo eo anatrehan’ny Tompony, mahazo ny anjarany izy ireo.
170فَرِحِينَ بِمَا آتَاهُمُ اللَّهُ مِن فَضْلِهِ وَيَسْتَبْشِرُونَ بِالَّذِينَ لَمْ يَلْحَقُوا بِهِم مِّنْ خَلْفِهِمْ أَلَّا خَوْفٌ عَلَيْهِمْ وَلَا هُمْ يَحْزَنُونَ
Faly izy ireo tamin’ireo tombontsoa natolon’i Allah azy ireo, ary mampahafantatra ireo izay mbola tsy namonjy azy ireo, izay ho avy ao aoriany : “ Tsy misy tokony hampatahotra azy ireo, ary tsy tokony alahelo izy ireo ”.
171۞ يَسْتَبْشِرُونَ بِنِعْمَةٍ مِّنَ اللَّهِ وَفَضْلٍ وَأَنَّ اللَّهَ لَا يُضِيعُ أَجْرَ الْمُؤْمِنِينَ
Faly izy ireo tamin’ny fahasoavana avy amin’i Allah sy ny tombontsoa, ary i Allah dia tsy manary mihitsy ny valin’asan’ireo mpino.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
169Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 169

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 169 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary aza mieritreritra mihitsy Ianao fa ireo izay novonoina, teo…

Surah Andininy 169/200 — Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Iloaran'i Imrana Henoy, Iloaran'i Imrana Fandikana, Iloaran'i Imrana mp3, Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 167–171. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers