Iloaran'i Imrana · 64/200
Fandikana Fanononana — Surah Iloaran'i Imrana
قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ تَعَالَوْا إِلَىٰ كَلِمَةٍ سَوَاءٍ بَيْنَنَا وَبَيْنَكُمْ أَلَّا نَعْبُدَ إِلَّا اللَّهَ وَلَا نُشْرِكَ بِهِ شَيْئًا وَلَا يَتَّخِذَ بَعْضُنَا بَعْضًا أَرْبَابًا مِّن دُونِ اللَّهِ ۚ فَإِن تَوَلَّوْا فَقُولُوا اشْهَدُوا بِأَنَّا مُسْلِمُونَ ۝٦٤
Qul yaa Ahlal Kitaabi ta`aalaw ilaa Kalimatin sawaaa`im bainanaa wa bainakum allaa na`buda illal laaha wa laa nushrika bihee shai`anw wa laa yattakhiza ba`dunaa ba`dan arbaabam min doonil laah; fa in tawallaw faqoolush hadoo bi annaa muslimoon
📖 Dikany Malagasy
Lazao hoe : “Ry olon’ny boky, tongava ianareo hanamafy ilay teny iray itoviana eo aminay sy eo aminareo; dia ny tsy tokony hanompoantsika afa-tsy Allah, ary tsy hampitambatra Azy amin-javatra hafa, ary ny tsy tokony handraisana ny sasany amintsika ho toy ny tompo ho tompoin’ny sasany ankoatran’Allah”. Ka raha mivadika izy ireo, dia lazaonareo aminy: “Aoka ho vavolombelona ianareo, fa izahay kosa efa mpanolotena”.

🎧 Henoy


📜 Andininy 62-66 — Surah Iloaran'i Imrana

62إِنَّ هَٰذَا لَهُوَ الْقَصَصُ الْحَقُّ ۚ وَمَا مِنْ إِلَٰهٍ إِلَّا اللَّهُ ۚ وَإِنَّ اللَّهَ لَهُوَ الْعَزِيزُ الْحَكِيمُ
Tena marina fa, izany no tantara tena marina. Ary tsy misy Zanahary hafa afa-tsy Allah. Ary marina fa i Allah tokoa no ilay avo Tsitoha, ilay be Fahendrena.
63فَإِن تَوَلَّوْا فَإِنَّ اللَّهَ عَلِيمٌ بِالْمُفْسِدِينَ
Ka raha mitodi-damosina izy ireo... Tena marina fa i Allah dia mahalala indrindra ireo mpanao fanimbana.
64قُلْ يَا أَهْلَ الْكِتَابِ تَعَالَوْا إِلَىٰ كَلِمَةٍ سَوَاءٍ بَيْنَنَا وَبَيْنَكُمْ أَلَّا نَعْبُدَ إِلَّا اللَّهَ وَلَا نُشْرِكَ بِهِ شَيْئًا وَلَا يَتَّخِذَ بَعْضُنَا بَعْضًا أَرْبَابًا مِّن دُونِ اللَّهِ ۚ فَإِن تَوَلَّوْا فَقُولُوا اشْهَدُوا بِأَنَّا مُسْلِمُونَ
Lazao hoe : “Ry olon’ny boky, tongava ianareo hanamafy ilay teny iray itoviana eo aminay sy eo aminareo; dia ny tsy tokony hanompoantsika afa-tsy Allah, ary tsy hampitambatra Azy amin-javatra hafa, ary ny tsy tokony handraisana ny sasany amintsika ho toy ny tompo ho tompoin’ny sasany ankoatran’Allah”. Ka raha mivadika izy ireo, dia lazaonareo aminy: “Aoka ho vavolombelona ianareo, fa izahay kosa efa mpanolotena”.
65يَا أَهْلَ الْكِتَابِ لِمَ تُحَاجُّونَ فِي إِبْرَاهِيمَ وَمَا أُنزِلَتِ التَّوْرَاةُ وَالْإِنجِيلُ إِلَّا مِن بَعْدِهِ ۚ أَفَلَا تَعْقِلُونَ
Ô ry Olon’ny Boky ! Nahoana no mifanditra Ianareo mahakasik’i Ibrahimo, nefa tsy nampidinina ny Taoraty sy ny Evanjely raha tsy taty aoriany ? Moa ve tsy mba misaina Ianareo ?
66هَا أَنتُمْ هَٰؤُلَاءِ حَاجَجْتُمْ فِيمَا لَكُم بِهِ عِلْمٌ فَلِمَ تُحَاجُّونَ فِيمَا لَيْسَ لَكُم بِهِ عِلْمٌ ۚ وَاللَّهُ يَعْلَمُ وَأَنتُمْ لَا تَعْلَمُونَ
Indro Ianareo mifanditra amin’ny zavatra izay Anananareo fahalalana, ka nahoana Ianareo no mifanditra amin’ny zavatra izay tsy Anananareo fahalalana ? Ary i Allah dia Mahalala, fa Ianareo kosa dia tsy mahalala.
Iloaran'i ImranaFizahan-takila Koraña
200Andininy
MedinanRevelation
64Andininy

Fandikana — Iloaran'i Imrana 64

Surah Iloaran'i Imrana Andininy 64 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Lazao hoe : “Ry olon’ny boky, tongava ianareo hanamafy ilay…

Surah Andininy 64/200 — Surah Iloaran'i Imrana آل عمران (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Surah Iloaran'i Imrana Henoy, Surah Iloaran'i Imrana Fandikana, Surah Iloaran'i Imrana mp3, Surah Iloaran'i Imrana pdf. Andininy 62–66. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Monday, September 7, 2026

Don't forget us in your sincere prayers