Al-Ahzab · 11/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
هُنَالِكَ ابْتُلِيَ الْمُؤْمِنُونَ وَزُلْزِلُوا زِلْزَالًا شَدِيدًا ١١
Transliteration
Hunaalikab tuliyal mu`minoona wa zulziloo zilzaalan shadeedaa
Fandikana (Dikany Malagasy)
📖 Dikany Malagasy
Tamin’izany dia voatsapa sy voahozongozona tamin’ny fihozongozonana mafy ireo mpino.
Additional reference in Kiswahili
🎧 Henoy
📜 Andininy 9-13 — Al-Ahzab
9يَا أَيُّهَا الَّذِينَ آمَنُوا اذْكُرُوا نِعْمَةَ اللَّهِ عَلَيْكُمْ إِذْ جَاءَتْكُمْ جُنُودٌ فَأَرْسَلْنَا عَلَيْهِمْ رِيحًا وَجُنُودًا لَّمْ تَرَوْهَا ۚ وَكَانَ اللَّهُ بِمَا تَعْمَلُونَ بَصِيرًا
Ô ianareo izay mino ! Tsarovinareo ny fahasoavan’i Allah taminareo, raha nisy miaramila maro tonga taminareo, dia nandefasanay rivotra sy ireo miaramila (Anjely) izay tsy hitanareo maso (hanohitra azy ireo). Ary i Allah dia Mahita mazava izay rehetra ataonareo.
10إِذْ جَاءُوكُم مِّن فَوْقِكُمْ وَمِنْ أَسْفَلَ مِنكُمْ وَإِذْ زَاغَتِ الْأَبْصَارُ وَبَلَغَتِ الْقُلُوبُ الْحَنَاجِرَ وَتَظُنُّونَ بِاللَّهِ الظُّنُونَا
Rehefa tonga teo aminareo izy ireo, avy erỳ ambony sy avy any ambaninareo, nitsimbadimbadika ny fijery sy niakatra an-tenda ny fò (an-tenda ny aina), dia nisaina ny momba an’i Allah ianareo tamin’ny fiheverana maro samihafa.
11هُنَالِكَ ابْتُلِيَ الْمُؤْمِنُونَ وَزُلْزِلُوا زِلْزَالًا شَدِيدًا
Tamin’izany dia voatsapa sy voahozongozona tamin’ny fihozongozonana mafy ireo mpino.
12وَإِذْ يَقُولُ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ مَّا وَعَدَنَا اللَّهُ وَرَسُولُهُ إِلَّا غُرُورًا
Ary rehefa niteny ireo mpiatsaravelatsihy sy ireo izay manana aretina ao am-pòny hoe : “Tsy nampanantena anay afa-tsy ny fitaka i Allah sy ny Irany”.
13وَإِذْ قَالَت طَّائِفَةٌ مِّنْهُمْ يَا أَهْلَ يَثْرِبَ لَا مُقَامَ لَكُمْ فَارْجِعُوا ۚ وَيَسْتَأْذِنُ فَرِيقٌ مِّنْهُمُ النَّبِيَّ يَقُولُونَ إِنَّ بُيُوتَنَا عَوْرَةٌ وَمَا هِيَ بِعَوْرَةٍ ۖ إِن يُرِيدُونَ إِلَّا فِرَارًا
Tahaka izany koa, ny andiany iray tamin’izy ireo dia niteny hoe : “Ry olon’i Iasrib ! Aza mijanona eto ianareo. Miverena ianareo (any aminareo)”. Ary ny andiany iray hafa tamin’izy ireo, dia nangataka fahazoan-dàlana tamin’ny Mpaminany tamim-pitenenana hoe : “Tena marina fa ireo tranonay dia tsy misy fiarovana”, tsy hoe tsy misy fiarovana izany, fa tsy mitady afa-tsy ny handositra izy ireo.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
11Andininy
Fandikana — Al-Ahzab 11
Surah Al-Ahzab Andininy 11 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Tamin’izany dia voatsapa sy voahozongozona tamin’ny fihozongozonana mafy ireo mpino.Surah Andininy 11/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 9–13. Dikany Malagasy: Kiswahili.
العربية
English
Bahasa Indonesia
Türkçe
Русский
فارسی
Français
اردو
বাংলা
Deutsch
Español
中文
हिन्दी
Português
Italiano
ภาษาไทย
Polski
Nederlands
Shqip
Kiswahili
O'zbek
தமிழ்
Melayu
Bosanski
Soomaali
Azərbaycan
کوردی
한국어
日本語
Svenska
Dansk
Norsk
پښتو
മലയാളം
සිංහල
Tamazight
Hausa
አማርኛ
Български
Тоҷикӣ
Қазақша
Filipino
سنڌي
Yorùbá
Fulfulde
Татарча
ئۇيغۇرچە
Кыргызча
ਪੰਜਾਬੀ
Jawa
తెలుగు
မြန်မာ
ગુજરાતી
Oromo
मराठी
Tiếng Việt
Malagasy
Нохчийн
Wolof
ދިވެހި
ಕನ್ನಡ
Українська
Ελληνικά
ქართული
ខ្មែរ
دری
Qafar af
Maranao
नेपाली
Koraña Masina
Tuesday, August 18, 2026
Don't forget us in your sincere prayers








