Al-Ahzab · 12/73
Fandikana Fanononana — Al-Ahzab
وَإِذْ يَقُولُ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ مَّا وَعَدَنَا اللَّهُ وَرَسُولُهُ إِلَّا غُرُورًا ۝١٢
Wa iz yaqoolul munaafiqoona wallazeena fee quloobihim maradum maa wa`adanal laahu wa Rasooluhooo illaa ghurooraa
📖 Dikany Malagasy
Ary rehefa niteny ireo mpiatsaravelatsihy sy ireo izay manana aretina ao am-pòny hoe : “Tsy nampanantena anay afa-tsy ny fitaka i Allah sy ny Irany”.
🎧 Henoy

📜 Andininy 10-14 — Al-Ahzab

10إِذْ جَاءُوكُم مِّن فَوْقِكُمْ وَمِنْ أَسْفَلَ مِنكُمْ وَإِذْ زَاغَتِ الْأَبْصَارُ وَبَلَغَتِ الْقُلُوبُ الْحَنَاجِرَ وَتَظُنُّونَ بِاللَّهِ الظُّنُونَا
Rehefa tonga teo aminareo izy ireo, avy erỳ ambony sy avy any ambaninareo, nitsimbadimbadika ny fijery sy niakatra an-tenda ny fò (an-tenda ny aina), dia nisaina ny momba an’i Allah ianareo tamin’ny fiheverana maro samihafa.
11هُنَالِكَ ابْتُلِيَ الْمُؤْمِنُونَ وَزُلْزِلُوا زِلْزَالًا شَدِيدًا
Tamin’izany dia voatsapa sy voahozongozona tamin’ny fihozongozonana mafy ireo mpino.
12وَإِذْ يَقُولُ الْمُنَافِقُونَ وَالَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٌ مَّا وَعَدَنَا اللَّهُ وَرَسُولُهُ إِلَّا غُرُورًا
Ary rehefa niteny ireo mpiatsaravelatsihy sy ireo izay manana aretina ao am-pòny hoe : “Tsy nampanantena anay afa-tsy ny fitaka i Allah sy ny Irany”.
13وَإِذْ قَالَت طَّائِفَةٌ مِّنْهُمْ يَا أَهْلَ يَثْرِبَ لَا مُقَامَ لَكُمْ فَارْجِعُوا ۚ وَيَسْتَأْذِنُ فَرِيقٌ مِّنْهُمُ النَّبِيَّ يَقُولُونَ إِنَّ بُيُوتَنَا عَوْرَةٌ وَمَا هِيَ بِعَوْرَةٍ ۖ إِن يُرِيدُونَ إِلَّا فِرَارًا
Tahaka izany koa, ny andiany iray tamin’izy ireo dia niteny hoe : “Ry olon’i Iasrib ! Aza mijanona eto ianareo. Miverena ianareo (any aminareo)”. Ary ny andiany iray hafa tamin’izy ireo, dia nangataka fahazoan-dàlana tamin’ny Mpaminany tamim-pitenenana hoe : “Tena marina fa ireo tranonay dia tsy misy fiarovana”, tsy hoe tsy misy fiarovana izany, fa tsy mitady afa-tsy ny handositra izy ireo.
14وَلَوْ دُخِلَتْ عَلَيْهِم مِّنْ أَقْطَارِهَا ثُمَّ سُئِلُوا الْفِتْنَةَ لَآتَوْهَا وَمَا تَلَبَّثُوا بِهَا إِلَّا يَسِيرًا
Ary raha nidirana tao amin’izy ireo avy tamin’ny ilan’ny tanàna; avy eo nanontaniana azy ireo ny fitsapana (fialana amin’ny finoana), dia notanterahan’izy ireo tokoa izany, ary tsy nisy afa-tsy fotoana kely ihany no nandrasan’izy ireo tamin’izany.
Al-AhzabFizahan-takila Koraña
73Andininy
MedinanRevelation
12Andininy

Fandikana — Al-Ahzab 12

Surah Al-Ahzab Andininy 12 - Vakio, Henoy, Fandikana, Malagasy : Ary rehefa niteny ireo mpiatsaravelatsihy sy ireo izay manana aretina…

Surah Andininy 12/73 — Al-Ahzab الأحزاب (Medinan). Vakio Henoy Fandikana (Malagasy). Henoy: Al-Ahzab Henoy, Al-Ahzab Fandikana, Al-Ahzab mp3, Al-Ahzab pdf. Andininy 10–14. Dikany Malagasy: Kiswahili.




Koraña Masina


Tuesday, August 18, 2026

Don't forget us in your sincere prayers